plt_neh_tn/06/10.txt

14 lines
815 B
Plaintext

[
{
"title": "Semaia ... Delaia ... Mehetabela",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy. "
},
{
"title": "izay tsy afa-nihetsika tao an-tranony",
"body": "Ny mpanoratra dia tsy nanome ny antony amin'ny tsy nahafahany nietsika, koa tsara raha lazaina fa nijanona tao an-tranony izy. DH: \"izay nodidian'ireo manam-pahefana hijanona tao an-tranony\""
},
{
"title": "Lehilahy tahaka ahy ve no andeha handositra? Hiditra ao an-tempoly mba hahazoany manavotra ny ainy ve ny lehilahy tahaka ahy?",
"body": "Nampiasa ireo fanontaniana fampisainana ireo i Nehemia mba hanamafisana fa tsy hanao izay notenenin'i Semaia izy. Ireo fanontaniana ireo dia azo avadika ho fanambara. DH: \"Ny lehilahy tahaka ahy dia tsy mandositra. Ary ny lehilahy tahaka ahy dia tsy andeha hiafina ao an-tempoly mba ho velona.\""
}
]