plt_neh_tn/06/08.txt

26 lines
1.1 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Dia nandefa teny tany aminy aho",
"body": "Eto ny \"aho\" dia manondro an'i Nehemia ary ny \"aminy\" an'i Sanbala."
},
{
"title": "Tsy nisy zavatra tahaka izany nitranga araka ny lazainao",
"body": "\"Tsy nisy nitranga tamin'ireo zavatra nolazainao\""
},
{
"title": "fa tao am-ponao ihany no namoronanao ireo",
"body": "Eto ny \"fo\" dia manondro ny \"ao an-tsaina\", izay tao an'eritreritra sy niriana. DH: \"fa ny ao an-tsainao no namorona ireo\" "
},
{
"title": "Fa te-hampitahotra anay izy reo",
"body": "Eto ny \"izy ireo\" dia manondro ireo fahavalon'i Nehemia, Sanbala, Tobia, Gesema, sy ireo mpanaraka azy ireo. Ny teny \"anay\" dia manondro ireo Jiosy."
},
{
"title": "Hampiraviravy ny tanan'izy ireo amin'ny fanaovana asa izy ireo",
"body": "Midika izany fa nanatsahatra ny asan'izy ireo teo amin'ilay manda izy ireo. DH: \"hanatsahatra ny asa ireo mpanorina\""
},
{
"title": "mba atanjaho re ireto tanako",
"body": "Eto i Nehemia dia maivavaka amin'Andriamanitra mba ampatanjaka azy amin'ny fangatahana Aminy hoe mba atanjaho ireo \"tananany.\" DH: \"atanjaho aho\" na \"ampaherezo aho\""
}
]