plt_neh_tn/06/05.txt

22 lines
871 B
Plaintext

[
{
"title": "fanindiminy",
"body": "\"in-5\""
},
{
"title": "taratasy misokatra ",
"body": "Ilay taratasy dia taratasy diplomatika tsy misy fitombokase izay natao hifandraisana. Izany dia faniratsirana ilay andefasana satria azon'ilay mpitondra hafatra vakiana izany ary haparitaka amin'ny olona eo amin'ilay faritra."
},
{
"title": "teny an-tanany",
"body": "Midika izany fa efa teny an-tanany ilay taratasy saingy tsy voatery nolanjainy teny an-tanany foana izany. DH: \"teny am-pelatanany\""
},
{
"title": "Voatatitra eo amin'ireo firenena izao",
"body": "DH: \"Ny tsaho eo amin'ilay faritra dia.\""
},
{
"title": "mitetika ny hikomy ",
"body": "Midika izany fa izy ireo dia nikomy hanohitra an'i Arteksersesy mpanjakan'i Persa, izay nampahory ireo Jiosy tamin'io fotoana io. DH: \"dia mikasa ny hikomy hanohitra an'i Arteksersesy\""
}
]