plt_neh_tn/06/03.txt

14 lines
700 B
Plaintext

[
{
"title": "Manao asa lehibe aho",
"body": "Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: \"Manara-maso asa lehibe aho\""
},
{
"title": "Nahoana no tokony hitsahatra ny asa raha hilaozako izany ka midina any aminao aho?",
"body": "Io dia fanontaniana fampisainana izay nampiasaina mba ho fanamby amin'ny fangatahan'i Sanbala. Azo avadika ho fanambarana koa izany. DH: \"Tsy afaka ny hamela ny asa hijanona aho ary hidina ho any aminao\""
},
{
"title": "midina any aminao",
"body": "Ny teny hoe \"midina\" eto no nampiasaina satria ny lemak'i Ono izay nasain'izy ireo andehanan'i Nehemia dia amin'ny toerana iva noho i Jerosalema. "
}
]