plt_neh_tn/06/01.txt

18 lines
591 B
Plaintext

[
{
"title": "Sanbala, Tobia, ary Gasema",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:9. "
},
{
"title": "fa nanamboatra ny manda indray aho ... dia tsy mbola",
"body": "Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: \"mila mamerina manangana ilay manda isika ... mbola tsy\" "
},
{
"title": "faritra",
"body": "Io dia manondro ireo faritr'ilay manda. DH: \"ireo faritr'ilay manda izay nitriatra\" na \"izay banga teo amin'ilay manda\" "
},
{
"title": "Ono",
"body": "Izany no anaran'ilay toerana. "
}
]