plt_neh_tn/05/18.txt

26 lines
946 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeany",
"body": "(jereo: fandikana_isa)"
},
{
"title": "Ary izay nomanina isan'andro dia",
"body": "DH: \"Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho hanomana\" na \"Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho ampandroso ny hena avy amin'ny\""
},
{
"title": "divay maro isan-karazany ",
"body": "\"divay ampy ho an'ny olona rehetra\""
},
{
"title": "tsy mbola nangataka ny anjara sakafon'ny governora aho",
"body": "\"tsy mbola nangataka ny sakafon'ny governora mihitsy aho\""
},
{
"title": "Tsarovy ",
"body": "Io dia fomba fiteny. Fangatahana amin'Andriamanitra mba hisaina ny momba azy ary hatsiaro azy. DH: \"tadidio aho\""
},
{
"title": "amin'ny tsara",
"body": "Io dia fomba fiteny io dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hanome valisoa azy nohon'ireo soa vitany tamin'ireo vahoaka. DH: \"ary omeo valisoa aho\" na \"ataovy izay mahasoa ahy\""
}
]