plt_neh_tn/05/16.txt

30 lines
1.1 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Nanohy ny asa ... koa aho",
"body": "Ny teny \"aho\" eto dia manondro an'i Nehemia."
},
{
"title": "tsy nividy ... izahay",
"body": "Ny teny \"izahay\" eto dia manondro an'i Nehemia sy ireo mpanompony."
},
{
"title": "ny mpanompoko rehetra dia niangona",
"body": "DH: \"nanangona ny mpanompoko rehetra tany aho\""
},
{
"title": "hiasa",
"body": "\"hiasa eo amin'ilay manda\""
},
{
"title": "teo amin'ny latabatro no nisy ireo Jiosy ... avy tamin'ireo firenena izay manodidina anay",
"body": "Nehemia no tompon'andraikitra amin'ny famatsiana sakafo ny vahoaka rehetra. Izany dia azo ambara mazava. DH: \"isan'andro ihany koa dia izaho no tompon'andraikitra mamahana ireo Jiosy sy manam-pahefana teo amin'ny latabatray, olona 150; ary izahay ihany koa no manome sakafo ireo vahiny izay tonga avy any amin'ireo firenena manodidina anay\""
},
{
"title": "teo amin'ny latabatro",
"body": "Io dia manondro ny latabatrin'ny governora. Io dia latabatrin'ny kaominina ho an'ny vahoaka sy firesahana ireo olana. "
},
{
"title": "ireo manam-pahefana",
"body": "\"ireo mpitarika ao amin'ny governemanta\""
}
]