plt_neh_tn/05/14.txt

34 lines
1.2 KiB
Plaintext

[
{
"title": "tamin'ny fotoana izay nanendrena ahy",
"body": "Eto ny \"Ahy\" dia manondro an'i Nehemia."
},
{
"title": "nanomboka tamin'ny taona faharoapolo ka hatramin'ny taona faharoa amby telopolo",
"body": "taona faharoa** - \"nanomboka tamin'ny taona faha-20 hatramin'ny 32 taona "
},
{
"title": "Artaksersesy mpanjaka",
"body": "\"naha mpanjaka an'i Artaksersesy\""
},
{
"title": "roa ambin'ny folo taona izay",
"body": "\"12 taona\" na \"nandritra ny 12 taona.\" Naverin'i Nehemia dia namerina ny isan'ny taona mba hanamafisana fa nanao izany foana izy nandritra ny fotoana naha governora. "
},
{
"title": "sakafo nomena ho an'ny governora ",
"body": "DH: \"nihinana ny sakafo izay nomen'ny olona ho an'ny governora\""
},
{
"title": "ireo governora fahiny",
"body": "\"ireo governora teo aloha.\" Tsy i Nehemia no governora voalohan'i Joda."
},
{
"title": "sekely volafotsy efapolo",
"body": "\"40 sekely\""
},
{
"title": "Fa tsy nanao izany aho nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra",
"body": "\"Fa nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra dia tsy naka ilay sakafo aho\" na \"Fa tsy naka tamin'ilay sakafo aho satria natahotra an'Andriamanitra\""
}
]