plt_neh_tn/05/09.txt

34 lines
1.7 KiB
Plaintext

[
{
"title": "niteny koa aho",
"body": "Ny teny \"aho\" eto dia manondro an'i Nehemia."
},
{
"title": "Tsy tsara izao ataonareo izao",
"body": "Ny teny \"ianareo\" eto dia manondro ireo Jiosy manan-kaja."
},
{
"title": "Moa tsy tokony handeha amin'ny fahatahorana an'Andriamanitsika ve ianareo mba hisorohana ny fitenenan-dratsin'ireo firenena izay fahavalontsika?",
"body": "Izany dia fanontaniana fampisainana izay nentin'i Nehemia hibedesana ireo manan-kaja. Azo avadika ho fanambarana koa izany. DH: \"Ianareo dia tokony andeha amin'ny fahatahorana an'Andriamanitsika mba hisorohana ny fanesoan'ireo firenena izay fahavalontsika.\""
},
{
"title": "handeha amin'ny fahatahorana an'Andriamanitsika",
"body": "Izany dia fomba fiteny. Eto ny teny \"handeha\" dia manondro ny fitondran-tenan'ny olona iray sy ny fomba fiainany. DH: \"hiaino amin'ny fomba manome voninahitra an'Andriamanitra ny fiainanao\""
},
{
"title": "ny fitenenan-dratsin'ireo firenena izay fahavalontsika",
"body": "Ny teny hoe \"fitenenan-dratsy\" eto dia midika ho \"fanesoana\" ary azo avadika ho matoanteny izany. DH:\"ireo firenena izay fahavolontsika amin'ny fanesoana antsika\" na \"ireo firenena fahavalo amin'ny fanesoana antsika\""
},
{
"title": "mampisambotra",
"body": "mampindrana na manome zavatra olona iray aary manantena fa ho averiny izany"
},
{
"title": "fampindramam-bola ",
"body": "Izany dia mety ho vola, sakafo, na tany izay ampindramin'ny olona iray amin'ny olona iray hafa mba ahafahany mamerina ny trosany. Avy eo ilay mpindrana dia ho afa-trosa amin'ilay nampindrana."
},
{
"title": "isan-jato",
"body": "Tombony izay tsy maintsy aloan'ilay nindrana amin'ilay mpampindrana."
}
]