plt_neh_tn/05/06.txt

22 lines
1.4 KiB
Plaintext

[
{
"title": "aha nahare ny fitarainan'izy ireo",
"body": "Ny teny hoe \"fitarainana\" dia azo avadika ho matoanteny. DH: \"rehefa nandre azy ireo nitaraina mafy aho\""
},
{
"title": "Samy sarotiny amin'ny rahalahiny tsirairay avy ianareo",
"body": "Ny Jiosy rehetra dia tokony mahafantatra fa mety eo anatrehan'ny lalàna ny maka tombony amin'ny Jiosy hafa. Azo hazavaina ny tena hevi-dehibe amin'io fanambarana io. DH: \"Ny tsirairay avy aminareo dia maka tombony amin'ny rahalahiny ihany, ary tsy mety eo anatrehan'ny lalàna izany\""
},
{
"title": "nanao fiangonam-be hanohitra azy ireo aho",
"body": "Midika izany fa nanangona vondron'olona maro be izy ary nitondra ireo fitoriana ireo hanoherana azy ireo. Azo hazavaina ny tena hevi-dehibe amin'io fanambarana io. DH: \"Nanao fanangonana lehibe aho ary nentiko hanoherana azy ireo fitoriana ireo\" na \"nentiko ho tsaraina teo anoloan'ny fiangonana izy ireo\""
},
{
"title": "nefa ianareo aza nivarotra ny rahalahinareo sy ny anabavinareo mba hivarotana azy ireo aminay!",
"body": "Midika izany fa namidin'izy ireo ho andevon'ireo Jiosy namany ny fianakavian'izy ireo. Azo hazavaina ny tena hevi-dehibe amin'io fanambarana io. DH: \"Ankehitriny ianareo dia mivarotra ny vahoakanareo ho andevon'ireo Jiosy namanareo mba ho amidy aminareo ihany avy eo\""
},
{
"title": "izay namidy tamin'ny firenena",
"body": "DH: \"izay namidin'ny olona tamin'ireo firenena mba ho andevo\""
}
]