plt_neh_tn/05/01.txt

14 lines
600 B
Plaintext

[
{
"title": "Ary ireo lehilahy sy ny vadin'izy ireo dia nanao fitarainana lehibe hanohitra ireo Jiosy namany",
"body": "Hatramin'ny niasan'izy ireo teo amin'ilay manda dia tsy nanana fotoana firy hividianana sy hambolena sakafo ho an'ireo fianakavian'izy ireo ireo mpiasa. Afaka hazavaina ny hevin'io fanambarana io."
},
{
"title": "ireo lehilahy sy ny vadin'izy ireo",
"body": "Io dia manondro ireo lehilahy izay niasa nanangana ilay manda."
},
{
"title": " nanao fitarainana lehibe",
"body": "Ny teny hoe \"fitarainana\" dia azo avadika ho matoanteny. DH: \"nitaraina mafy\""
}
]