plt_neh_tn/04/19.txt

18 lines
460 B
Plaintext

[
{
"title": "hoy aho ",
"body": "Eto ny \"aho\" dia manondro an'i Nehemia. "
},
{
"title": "ireo olona ambony sy ireo manam-boninahitra",
"body": "Ireo no mpitarika noresahina tao amin'ny 4:15"
},
{
"title": "Goavana sady mihitatra ny asa",
"body": "Eto ny teny hoe \"goavana\" eto dia midika hoe \"lehibe\""
},
{
"title": "ny feon-trompetra",
"body": "Izany dia manambara olona mitsoaka trompetra. DH: \"olona mitsoka trompetra\""
}
]