plt_neh_tn/04/17.txt

6 lines
338 B
Plaintext

[
{
"title": " Niasa tamin'ny tanana iray avy ny olona rehetra, ary tamin'ny tanana ilany no nitànan'izy ireo ny fiadiany",
"body": "Izany dia fanitarana. Izy ireo dia tsy miasa amin'ny tanan-kila ihany, fa izy ireo dia miaraka amin'ny fitaovam-piadin'izy ireo foana mba hiarovana ny tenan'izy ireo sy ny manodidina azy ireo. "
}
]