plt_neh_tn/04/15.txt

18 lines
540 B
Plaintext

[
{
"title": "hainay ny paik'adin'izy ireo",
"body": "DH: \"fantatray ny momban'ny paik'adin'izy ireo\""
},
{
"title": "niasa ... ireo mpanompoko",
"body": "\"niasa ... ireo tovolahiko\""
},
{
"title": "ny antsasak'ireo mpanompoko, ary ny antsasany nitazona lefona",
"body": "Ny \"atsasaka\" eto dia fizarana zavatra iray ho roa mitovy."
},
{
"title": "raha nitsangana avy ao aorian'ireo vahoakan'i Joda rehetra kosa ireo mpitarika.",
"body": "\"ireo mpitarika dia nametraka ny tenany taoran\"ny vahoaka rehetra"
}
]