plt_neh_tn/04/12.txt

18 lines
643 B
Plaintext

[
{
"title": "niteny impolo taminay",
"body": "Eto ny isa 10 dia nampiasaina mba hanehoana hoe \"imbetsaka.\" DH: \"niteny taminay imbetsaka\" "
},
{
"title": "teny amin'ny toerana miharihary",
"body": "\"teny amin'ny faritra marefo\""
},
{
"title": "Nametraka ny fianakaviana tsirairay",
"body": "Io dia manondro ireo vahoaka maro avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy, tsy ao anatin'izany ireo zaza aman-behivavy. DH: \"naperako teo amin'ny ... ireo vahoaka avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy\""
},
{
"title": "Tsarovy ny Tompo",
"body": "ny teny \"tsarovy\" dia midika hoe tadidio. DH: \"Tadidio ny Tompo\""
}
]