plt_neh_tn/04/07.txt

14 lines
491 B
Plaintext

[
{
"title": "nirehin-katezerana lehibe tao anatin'izy ireo",
"body": "Eto dia resahina toy ny zavatra izay mandoro ao anatin'izy ireo ny fahatezeran'ny olona. DH : \"Niha tezitra izy ireo\" "
},
{
"title": "tamin'i Jerosalema",
"body": "Eto \"Jerosalema\" dia manondro ireo vahoaka izay miaina tany. DH: \"tamin'ireo vahoakan'i Jerosalema\""
},
{
"title": "nametraka mpiambina hiaro",
"body": "\"nametraka ireo lehilahy manodidina ilay manda mba hiambina ny tanàna\""
}
]