plt_neh_tn/02/19.txt

26 lines
928 B
Plaintext

[
{
"title": " Sanbala ... Tobia ",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy. Hadikao toy ny tao amin'ny 2.9"
},
{
"title": "Gesema",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "\"Inona ity ataonareo? Mikomy hanohitra ny mpanjaka ve ianareo?",
"body": "Ireo dia fanontaniana fampisainana izay nampiasasaina mba hanesoana an'i Nehemia. Ireo dia azo avadika ho fanambarana. DH: \"Manao fihetsika tsy amim-piheverana ianareo! Ianareo dia tsy tokony hikomy hanohitra ny mpanjaka!\""
},
{
"title": "ny mpanjaka",
"body": "Io dia manondro an'i Arteksersesy, mpanjakan'ny Persa."
},
{
"title": "hitsangana sy hanorina",
"body": "Izany dia fomba fiteny. DH: \"hamerina hanangana\""
},
{
"title": "Kanefa ianareo tsy manana anjara, na rariny, ary fifandraisana amin'ny tantara ao Jerosalema",
"body": "\"Fa ianao dia tsy manana anjara ara-dalàna, na fahazoan-dalana masina tamin'i Jerosalema\" "
}
]