plt_neh_tn/02/17.txt

26 lines
923 B
Plaintext

[
{
"title": "Hitanareo ny loza ",
"body": "Izany dia manondro ny olona rehetra voatonona tao amin'ny 2:15."
},
{
"title": "ny vavahadiny izay ravan'ny afo",
"body": "DH: \"ny namotehan'ireo fahavolantsika ireo vavahady tamin'ny afo\""
},
{
"title": "tsy ho ao anatin'ny fahafaham-baraka intsony isika",
"body": "\"koa tsy ho menatra intsony isika\""
},
{
"title": "teo amiko ny tanana tsaran'i Yaveh",
"body": "Ny \"tanana tsara\" an'Andriamanitra dia midika ho \"fankasitrahany\". DH: \"teo amiko ny fankasitrahan'Andriamanitra\""
},
{
"title": " hisandratra ka hanorina.",
"body": "Izany dia fomba fiteny. DH: \"manomboka manorina\""
},
{
"title": " Dia nohatanjahan'izy ireo ho an'ny asa tsara ny tanan'izy ireo",
"body": "Ny teny hoe \"nohatanjahan'izy ireo ... ny tanan'izy ireo\" dia midika hoe miomana hanao zavtra. AT: Koa dia niomana hanao izany asa tsara izany izy ireo\""
}
]