plt_neh_tn/02/07.txt

18 lines
521 B
Plaintext

[
{
"title": "aoka hisy taratasy homena ahy",
"body": "DH: \"aoka ianao hanome taratasy ahy\""
},
{
"title": "ny Faritany Andafin'ny Ony ",
"body": "Iza no anaran'ilay faritany izay tany andrefan'ny onin'i Eftrata. Izany dia teny ampitan'ny tanan-dehiben'i Sosana."
},
{
"title": "Asafa",
"body": "Anaran-dehilahy izany."
},
{
"title": "satria tato amiko ny tanana tsaran'i Yaveh",
"body": "Ny \"tanana tsara\" dia maneho ny \"fankasitrahana\". DH: \"Ny fankasitrahan'Andriamanitra teo amiko."
}
]