plt_neh_tn/02/04.txt

22 lines
689 B
Plaintext

[
{
"title": "Namaly ny mpanjaka aho",
"body": "\"dia namaly ny mpanjaka aho\""
},
{
"title": " ny mpanomponao",
"body": "Manondro ny tenany ihany i Nehemia mba ampisehoana fankatoavana ny mpanjaka."
},
{
"title": "teo imasonao ",
"body": "Eto ny hoe \"imasonao\" dia maneho fitsarana na fandinihina. DH: \"teo amin'ny fitsaranao\""
},
{
"title": "tanànan'ireo fasan-drazako",
"body": "\"ny toerana nandevenana ireo razambeko\""
},
{
"title": "mba hahafahako mamerina manangana izany",
"body": "Tsy nikasa ny hanangana ireo trano avo irery i Nehemia, fa ho mpitarika ny asa fotsiny ihany izy. DH: \"mba ahafan'ny tenako sy ny vahoakako manangana izany\""
}
]