plt_neh_tn/02/03.txt

18 lines
803 B
Plaintext

[
{
"title": "Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka",
"body": "Nampiseho fanajana tamin'i Artekserisesy i Nehemia. Eto ny \"mandrakizay\" dia hitatra hilazana hoe mba ho lava andro hiainana. DH: \"Ho ela velona ny mpanjaka! na \"Ho lava andro hiainana anie ny mpanjaka!\""
},
{
"title": "Nahoana ny endriko no tsy tokony halahelo?",
"body": "Eto i Nehemia dia mampiasa io fanontaniana fampisainana io mba hilazana amin'ny mpanjaka fa misy antony no mahatonga azy alahelo. DH: \"Misy antony tsara mahatonga ahy malahelo\"."
},
{
"title": "ny toeran'ny fasan-drazako",
"body": "\"ny toerana nandevenana ireo razambeko\""
},
{
"title": "ireo varavarany dia potiky ny afo",
"body": "DH: \"afo no nanimba ireo vavahadiny\" na \"ny fahavalontsika no efa nandoro ireo vavahadiny\""
}
]