plt_mrk_tn/08/38.txt

22 lines
834 B
Plaintext

[
{
"title": "amin'ity taranaka mijangajanga sy mpanota ity",
"body": "Ny firesahan'i Jesosy momba io taranaka io ho \"mpijangajanga,\" dia midika fa tsy manam-pinoana amin'ny fifandraisan'izy ireo amin'Andriamanitra izy ireo. DH: \"amin'ity taranak'olona izay nijangajanga nanohitra an'Andriamanitra ity dia feno fahotana tokoa\" na \"amin'ity taranak'olona izay tsy manam-pinoana amin'Andriamanitra ity dia feno fahotana tokoa\""
},
{
"title": "Zanak'Olona",
"body": "Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy."
},
{
"title": "rehefa tonga izy",
"body": "\"rehefa niverina izy\""
},
{
"title": " ao amin'ny voninahitry ny Rainy ",
"body": "Rehefa miverina Jesosy dia hanana voninahitra mitovy amin'ny Rainy."
},
{
"title": "miaraka amin'ireo anjely masina Izy",
"body": "\"otronin'ireo anjely masina\""
}
]