plt_mrk_tn/08/31.txt

18 lines
707 B
Plaintext

[
{
"title": "Zanak'Olona",
"body": "Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy."
},
{
"title": " ho lavin'ny loholona ... ka hitsangana amin'ny maty afaka telo andro",
"body": "DH: \"ary ireo loholona sy ireo lohan'ny mpisorona ary mpanora-dalàna handà Azy, ary ireo lehilahy ireo hamono Azy fa afaka telo andro dia hitsangana amin'ny maty Izy\""
},
{
"title": "Nolazainy mazava tsara izany",
"body": "\"Izy nilaza izany tamin'io fomba io mba hampamora takatra kokoa\""
},
{
"title": "nanomboka niteny mafy Azy",
"body": "Petera niteny mafy an'i Jesosy tamin'ny filazana ireo zavatra izay hanjo ny Zanak'Olona. DH: \"nanomboka niteny mafy Azy tamin'ny filazany ireo zavatra ireo\""
}
]