plt_mrk_tn/08/29.txt

10 lines
472 B
Plaintext

[
{
"title": "Nanontany azy ireo Izy ",
"body": "\"Nanontany an'ireo mpianany Jesosy\""
},
{
"title": "Nampitandrina azy ireo Jesosy tsy hilaza ny momba Azy na amin'iza na amin'iza",
"body": "Izy ireo dia tsy tian'i Jesosy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Kristy Izy. DH: \"Jesosy nampitandrina azy ireo mba tsy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy\" na \"Jesosy nampitandrina azy ireo, 'Aza miteny na amin'iza na amin'iza fa Izaho no Kristy\""
}
]