plt_mrk_tn/08/27.txt

18 lines
731 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra: ",
"body": "Teny an-dalana ho any amin'ny tanànan'i Kaisara Filipo i Jesosy sy ny mpianany dia niresaka momba ny hoe iza Jesosy ary inona no hanjo Azy."
},
{
"title": "Namaly Azy izy ireo ka niteny hoe",
"body": "\"Namaly Azy izy ireo Izy, nanao hoe: \""
},
{
"title": "Jaona mpanao batisa",
"body": "Io no valin-tenin'ireo mpianany, izay niheveran'ny olona sasantsasany an'i Jesosy. DH: \"Ny olona sasantsasany dia niteny fa ianao no Jaona Mpanao batisa\""
},
{
"title": "Ny hafa miteny hoe ... ary ny hafa hoe:",
"body": "Ny teny hoe \"ny hafa\" dia maneho ny olon-kafa. DH: \"Ny olona sasany miteny fa ianao dia ... ary ny hafa miteny fa ianao dia\""
}
]