plt_mrk_tn/08/20.txt

14 lines
548 B
Plaintext

[
{
"title": "efatr'arivo ",
"body": "\"4000 olona\" izay nofahanan'i Jesosy."
},
{
"title": "firy sobika ny ambiny nangoninareo?",
"body": "Tsara kokoa raha soratana ny fotoana nanangonan'izy ireo ny sobika. DH: \"dia sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo rehefa nitsahatra nihinana ny olon-drehetra\""
},
{
"title": "Mbola tsy takatrareo ihany va?",
"body": "Jesosy dia mbola manohy ny fibedesany an'ireo mpianany ny amin'ny tsy fahatakarana. DH: \" Tokony hahatakatra izay lazaiko sy ataoko ianareo izao.\""
}
]