plt_mrk_tn/08/11.txt

42 lines
1.5 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Tany Dalmanota, Jesosy dia nandà ny hanome famantarana an'ireo Fariseo alohan'ny niakaran'izy sy ny mpianany an-tsambo ary nandeha."
},
{
"title": "Nitady famantarana izy ireo",
"body": "\"Nitady azy izy ireo\""
},
{
"title": "avy any an-danitra ",
"body": "Fitoeran'Andriamanitra. Hevitra ambadiky ny hoe: Andriamanitra. DH: \"avy amin'Andriamanitra\""
},
{
"title": "hitsapana Azy",
"body": "Ireo Fariseo dia nitsapa an'i Jesosy mba hahatonga Azy hanaporofo fa avy amin'Andriamanitra izy. DH: \"hanaporofoana fa Andriamanitra no nandefa Azy\""
},
{
"title": "tany amin'ny fanahiny",
"body": "\"tao amin'ny tenany\""
},
{
"title": "Nahoana no mitady famantarana ity taranaka ity?",
"body": "Mibedy azy ireo Jesosy. DH: \"Tsy tokony hitady famantarana ity taranaka ity.\""
},
{
"title": " ity taranaka ity ",
"body": "Rehefa miresaka momba io \"taranaka\" io Jesosy, dia miresaka momba ireo olona izay velona amin'io fotoana io. Eto dia tafiditra ao anatiny ireo Fariseo. DH: \"ianareo sy ity taranaka ity\""
},
{
"title": "tsy misy famantarana omena",
"body": "Afaka atao hoe: \"Tsy hanome famantarana aho\""
},
{
"title": "nandao azy ireo Izy, niakatra tao an-tsambokely indray",
"body": "Niaraka taminy ireo mpianany. DH: \"nandao azy ireo Izy, niakatra tao an-tsambokely indray niaraka tamin'ireo mpianany\""
},
{
"title": "ho eny am-pita",
"body": "Maneho ny Ranomasin'i Galilia izany. DH: \"eny am-pitan-dranomasina\""
}
]