plt_mrk_tn/08/07.txt

34 lines
1.2 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Ary mbola nanana izy ireo",
"body": "Eto ny teny hoe: \"izy ireo\" dia ampiasaina mba hanehoana an'i Jesosy sy ireo mpianany."
},
{
"title": "avy nisaotra ireo Izy",
"body": "\"Jesosy nisaotra noho ilay hazandrano\""
},
{
"title": "Dia nihinana izy ireo ",
"body": "\"Nihinana ny olona\""
},
{
"title": "ary nalain'izy ireo ",
"body": "\"nalain'ireo mpianatra\""
},
{
"title": "ny sombitsombiny tavela, izay nahafeno sobika fito lehibe",
"body": "Afaka ampiana fampahafantarana io fehezanteny io: \"ny sombitsombin'ny mofo sy hazandrano tavela, izay nahafeno sobika fito lehibe\""
},
{
"title": "Avy eo dia nalefany nody izy ireo",
"body": "Afaka atao ihany koa hoe: \"Ary rehefa avy nihinana izy ireo, dia nalefan'i Jesosy nody\" mba hampazava kokoa hoe fotoana inona no nandefasan'i Jesosy azy ireo."
},
{
"title": "ary nandeha nankany amin'ny faritr'i Dalmanota izy ireo",
"body": "Afaka soratana eo ny fomba nandehanan'izy ireo nankany Dalmanota: \"niantsambo nanodidina ny Ranomasin'i Galilia tamin'ny farirt'i Dalmanota izy ireo\""
},
{
"title": "Dalmanota",
"body": "Anaran'ny toerana ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia."
}
]