plt_mrk_tn/08/05.txt

14 lines
440 B
Plaintext

[
{
"title": "Nanontany azy ireo Izy",
"body": "\"Nanontany azy ireo Jesosy\""
},
{
"title": "Nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin'ny tany Izy",
"body": "Afaka atao hoe: \"Jesosy nibaiko ny vahoaka, 'Mipetraha amin'ny tany\"'"
},
{
"title": " hipetraka",
"body": "Ampiasao ny fomba fiteny any amin'ny faritrao mahalaza ny fomba atao rehefa tsy misy latabatra hihinanana, na mipetraka izany na mipetraka amin'ny tany."
}
]