plt_mrk_tn/08/01.txt

26 lines
1.1 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Vahoaka betsaka, noana no miaraka amin'i Jesosy. Namoky azy ireo tamin'ny alalan'ny mofo fito sy hazan-drano vitsy fotsiny Jesosy sy ireo mpianany tamin'ny niantsambo nankany amin'ny toerana hafa."
},
{
"title": "Tamin'izany andro izany",
"body": "Io fehezanteny io dia ampiasaina mba hampidirana tranga vaovao ao anatin'ny tantara."
},
{
"title": "satria efa telo andro ireo no nanohy niaraka tamiko ",
"body": "\"satria efa andro fahatelo niarahan'ny olona tamiko izao\""
},
{
"title": "mety ho safotra an-dalana izy ireo",
"body": "Ny mety ho dikany hafa: 1) \"mety ho very saina vetivety izy ireo\" na 2) \"mety halemilemy izy ireo.\""
},
{
"title": "Aiza no hahazontsika mofo ampy hamokisana ireo vahoaka ireo aty an'efitra aty an-tany foana tahaka izao?",
"body": "Ireo mpianatra dia gaga fa Jesosy dia miandry azy ireo hahita sakafo. DH: \"Foana ity toerana ity ka tsy misy toerana hafa hahitantsika mofo ampy hamokisana ny olona!\""
},
{
"title": "mofo ",
"body": "Ny mofo dia foto-koba novolavolaina sy nandrahoina."
}
]