plt_mrk_tn/07/36.txt

10 lines
354 B
Plaintext

[
{
"title": "na dia norarana aza izy ireo",
"body": "Afaka atao mazava kokoa hoe: \"arakaraky ny nandraràny azy ireo tsy hiteny an'iza na iza\""
},
{
"title": "ny marenina ... ny moana",
"body": "Ireo dia misolo tena ny olona. DH: \"ny olona marenina ... ny olona moana\" na \"ny olona tsy afaka mihaino ... ny olona tsy afaka miteny\""
}
]