plt_mrk_tn/07/33.txt

42 lines
1.3 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Nitondra an-dralehilahy Izy,",
"body": "\"Nitondra an-dralehilahy Jesosy\""
},
{
"title": "nametraka ny rantsan-tanany tao an-tsofiny Izy",
"body": "\"Jesosy nametraka ny rantsan-tanany tao an-tsofin'ilay lehilahy\""
},
{
"title": "ary raha avy nandrora, dia nikasika ny lelany Izy",
"body": "Jesosy nandrora ary nikasika ny lelan'ilay lehilahy."
},
{
"title": "ary rehefa avy nandrora",
"body": "Afaka atao mazava kokoa hoe: \"ary rehefa avy nandrora tamin'ny rantsan-tanany\""
},
{
"title": "Dia niandrandra ny lanitra Izy",
"body": "Izany dia midika fa nijery tany amin'ny lanitra Izy, izay fitoeran'Andriamanitra."
},
{
"title": "Efata",
"body": "teny Aramaika io. Afaka adikanao amin'ny abidian'ny faritra misy anao."
},
{
"title": " nanao taminy hoe: ",
"body": "\" niteny tamin'ilay lehilahy hoe: \""
},
{
"title": "ny sofiny dia nalady",
"body": "Izany dia midika fa afaka nandre izy. DH: \"nisokatra ny sofiny ary afaka nandre izy\" na \"nandre izy\""
},
{
"title": "izay namehy ny lelany dia potika ",
"body": "Afaka atao hoe: \"Jesosy nanala izay namehy ny lelany tamin'ny fitenenana\" na \"Jesosy namaha ny lelany\""
},
{
"title": "izay namehy ny lelany",
"body": "\"izay namehy ny lelany tamin'ny fahafahana miteny\" na \"ny tsy fahafahany miteny\""
}
]