plt_mrk_tn/07/27.txt

18 lines
696 B
Plaintext

[
{
"title": "Aoka homen-kanina aloha ny zaza. Satria tsy mety ... manipy azy ho an'ny amboa",
"body": "Eto Jesosy dia miteny momba ireo Jiosy tahaka ny hoe ankizy izy ireo ary ireo Jentilisa tahaka ny amboa. DH: \"Aoka ny zanak'Israely ho fahanana voalohany. Satria tsy mety ny maka ny mofon'ny ankizy ary manipy izany ho an'ireo Jentilisa, izay tahaka ny amboa\""
},
{
"title": "Aoka homen-kanina aloha ny zaza",
"body": "Afaka atao hoe: \"Tsy maintsy fahanantsika aloha ny zanak'Israely\""
},
{
"title": "mofo",
"body": "Maneho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: \"sakafo\""
},
{
"title": "amboa",
"body": "Izany dia maneho amboa kely izay biby fiompy any an-trano."
}
]