plt_mrk_tn/07/17.txt

30 lines
1.5 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra: ",
"body": "Ireo mpianatra dia mbola tsy mahatakatra izay vao notenenin'i Jesosy tamin'ireo mpanora-dalàna, ireo Fariseo, ary ireo vahoaka. Jesosy dia manazava tsara izay tiany tenenina amin'izy ireo. "
},
{
"title": "Ary",
"body": "Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihana ny fiatoana kely eo amin'ny fizotran'ny tantara. Jesosy dia eo amin'ny vahoaka ankehitriny, ao anaty trano miaraka amin'ireo mpianany."
},
{
"title": "Ianareo koa ve mbola tsy manana fahalalana? ",
"body": "Jesosy dia mampiasa io fanontaniana io mba hanehoana ny fahadisoam-panantenany izay tsy fantatr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: \"Taorian'ny nitenenako sy nanaovako, dia tiako hahatakatra ianareo.\""
},
{
"title": "Tsy hitanareo ve fa izay rehetra miditra ao ... amin'ny fivoahana?",
"body": "Io fanontaniana io dia ampiasain'i Jesosy mba hampianarana an'ireo mpianany zavatra izay efa tokony ho fantatr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: \" Izay rehetra miditra ... fivoahana.\""
},
{
"title": "satria izany",
"body": "Eto ny hoe: \"izany\" dia maneho izay ao anatin'ny olona iray; izany hoe; izay hohanin'ny olona iray."
},
{
"title": "nahatonga ny hanina i Jesosy",
"body": "\"Jesosy nanao ny hanina ho\""
},
{
"title": "ny hanina rehetra ho madio",
"body": "Tsara raha hazavaina kokoa izany: \"nampadio ny hanina rehetra, izay midika fa afaka mihinana ny sakafo rehetra ny olona ary tsy raisin'Andriamanitra ho maloto ny fihinanana azy\""
}
]