plt_mrk_tn/07/11.txt

30 lines
1.2 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: ",
"body": "Ny UDB dia mampiasa andininy tetezamita mba hampifandraisana ny andininy faha 11 sy 12 hampazava kokoa izay tenenin'i Jesosy amin'ireo Fariseo."
},
{
"title": "Na inona na inona tianao ho azo tamiko dia efa Korbana",
"body": "Ny fomban-drazan'ireo mpanora-dalàna dia hoe raha vao nampanantenaina ho an'ny tempoly ny vola na zavatra hafa, dia tsy afaka ampiasaina amin'ny tanjona hafa intsony."
},
{
"title": "Korbana",
"body": "Eto ny mpanoratra dia maneho zavatra izay amin'ny teny Hebreo. Io teny io dia afaka adika amin'ny abidian'ny fitenim-paritrao."
},
{
"title": "Nomena an'Andriamanitra",
"body": "Afaka atao hoe: \"Nanome an'Andriamanitra aho\""
},
{
"title": "dia tsy avelanareo hanao na inona na inona amin'ny rainy sy ny reniny intsony izy",
"body": "Amin'ny fanaovana izany, ireo Fariseo dia mamela ny olona tsy hanome ny ray aman-dreniny, raha toa izy ireo ka mampanantena hanome an'Andriamanitra izay tokony homena azy ireo. "
},
{
"title": "Manafoana ",
"body": "nofoanana "
},
{
"title": " Ary zavatra maro mitovy amin'izany koa no ataonareo",
"body": "\"Ary ianareo dia manao zavatra maro mitovy amin'izany\""
}
]