diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 6b90012..07cd441 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -17,7 +17,7 @@ }, { "title": "ny tavanao … ny lalanao", - "body": "Eto ny teny hoe: “anao” dia maneho an’i Jesosy sy ny maha-iray Azy. Rehefa mandika izany ianao, dia ampiasao ny mpisolo tena “anao” satria izany dia oha-pitenenana avy amin’ny mpaminany iray , ary tsy mampiasa ny anaran’i Jesosy izy." + "body": "Eto ny teny hoe: “anao” dia maneho an’i Jesosy sy ny maha-iray Azy. Rehefa mandika izany ianao, dia ampiasao ny mpisolo tena “anao” satria izany dia oha-pitenenana avy amin’ny mpaminany iray, ary tsy mampiasa ny anaran’i Jesosy izy." }, { "title": "ilay iray", @@ -29,7 +29,7 @@ }, { "title": "Ilay feo iray niantso avy tao amin’ny tany efitra", - "body": "Afaka atao toy ny fehezanteny izany. “Ilay feo iray niantso avy tao amin’ny tany efitra dia re”\nna “Nandre ilay feon’olona iray niantso avy tao amin’ny tany efitra izy ireo”\n" + "body": "Afaka atao toy ny fehezanteny izany. “Ilay feo iray niantso avy tao amin’ny tany efitra dia re”\nna “Nandre ilay feon’olona iray niantso avy tao amin’ny tany efitra izy ireo”" }, { "title": "Ataovy vonona ny lalan’ny Tompo … ahitsio ny lalany", diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 49c0dc0..88b3154 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -5,14 +5,14 @@ }, { "title": "Tonga i Jaona", - "body": "Ezaho mba hahalala ny mpamaky teninareo fa I Jaona ilay mpitondra hafatra resahan’Isaia mpaminany ao amin’ny andininy eo aloha .\n\n\n" + "body": "Ezaho mba hahalala ny mpamaky teninareo fa i Jaona ilay mpitondra hafatra resahan’Isaia mpaminany ao amin’ny andininy eo aloha." }, { - "title": "Ny tananan’i Jodia rehetra sy ny olon’i Jerosalema rehetra", - "body": "Io fibangoana teny io dia maneho olona marobe, fa tsy olona tokana. DH : “Olona maro avy ao Jodia sy Jerosalema” (Jereo: Sarinteny)" + "title": "Ny tanànan’i Jodia rehetra sy ny olon’i Jerosalema rehetra", + "body": "Io fibangoana teny io dia maneho olona marobe, fa tsy olona tokana. DH : “Olona maro avy ao Jodia sy Jerosalema”" }, { - "title": "Nataony batisa tao amin’ny Onin’i Jordana izy ireo, rehefa niaiky ny helok’izy ireo\n\n", - "body": "Mifanarakaraka ny nisehoan’ireo tranga roa ireo. Natao batisa ny olona satria nibebaka tamin’ny helok’izy ireo. DH: “Rehefa nibebaka tamin’ny fahotany izy ireo, dia nanao batisa azy ireo tao amin’ny Onin’I Jordana I Jaona ” " + "title": "Nataony batisa tao amin’ny Onin’i Jordana izy ireo, rehefa niaiky ny helok’izy ireo", + "body": "Mifanarakaraka ny nisehoan’ireo tranga roa ireo. Natao batisa ny olona satria nibebaka tamin’ny helok’izy ireo. DH: “Rehefa nibebaka tamin’ny fahotany izy ireo, dia nanao batisa azy ireo tao amin’ny Onin’i Jordana i Jaona ” " } ] \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index ee23c1f..e997cd5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -38,8 +38,8 @@ "finished_chunks": [ "front-title", "01-title", + "01-01", "01-04", - "01-07", "01-09", "01-12", "01-14",