plt_jon_tn/01/04.txt

38 lines
1.3 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Vetivety teo dia hita",
"body": "Afaka hazavaina izany amin'ireo izay mieritreritra fa ho simba ny sambo. DH: \"Nieritreritra ireo lehilahy\""
},
{
"title": "ho potika ",
"body": "DH: \"vaky nisaraka\""
},
{
"title": "ireo tantsambo",
"body": "Ireo lehilahy miasa amin'ny sambo"
},
{
"title": "ny andriamaniny manokana",
"body": "Eto ny hoe \"andriamanitra\" dia ilazana ireo andriamani-tsy izy sy sampy izay notompoin'ny olona."
},
{
"title": "Natsipin'izy ireo ny entana tao amin'ilay sambo ",
"body": "\"Narian'ireo lehilahy ireo entana mavesatra tao amin'ny sambo.\" natao izany mba hiarovana ny sambo tsy hilentika."
},
{
"title": "mba hanamaivana izany",
"body": "Ny fanaovana ny sambo ho maivamaivana dia mampitsingevana azy kokoa. DH: \"mba hanampy ny sambo hitsingevana kokoa.\""
},
{
"title": " Fa Jona kosa nidina lalina tao amin'ilay sambo",
"body": "nanao izany i Jona talohan'ny nanombohan'ny tafio-drivotra."
},
{
"title": "nidina lalina tao amin'ilay sambo",
"body": "\"tao anaty sambo\""
},
{
"title": "nitsilany renoky ny torimaso tao",
"body": "\"nitsilany tao natory renoky ny torimaso\" na \"nitsilany tao ary tanaty torimaso lalina.\" Noho izany antony izany, tsy namoha azy ny tafio-drivotra."
}
]