plt_jon_tn/01/01.txt

70 lines
2.1 KiB
Plaintext

[
{
"title": "tonga ny tenin'i Yaveh",
"body": "Izany dia fomba fiteny izay midika hoe miteny Andriamanitra. \"Miteny ny hafany Andriamanitra\""
},
{
"title": "ny tenin'i Yaveh",
"body": "Eto ny hoe \"teny\" dia manambara ny hafatr'Andriamanitra. DH: \"ny hafatr'Andriamanitra\""
},
{
"title": "Yaveh",
"body": "Izany no Anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha."
},
{
"title": "Amitahy ",
"body": "Izany no anaran-drain'i Jona."
},
{
"title": "Mitsangàna ary mandehana any Ninive",
"body": "\"Mandehana any amin'ny tanàn-dehibe any Ninive\""
},
{
"title": "Mitsangàna ary mandehana",
"body": "Fomba filazana iraisana momba ny dia ho any an-tany lavitra izany."
},
{
"title": "miresaha ny momba izany",
"body": "\"tairo ny vahoaka\" (UDB). Milaza ny olon'ny tanàna Andriamanitra."
},
{
"title": "efa niakatra teo anatrehako ny faharatsian'izy ireo",
"body": "\"fantatro fa efa nanota hatrany izy ireo.\" "
},
{
"title": "nitsangana mba hitsoaka ny fanatrehan'i Yaveh",
"body": "\"nitsoaka an'i Yaveh\". \"nitsangana\" dia ilazana fa nandao ny nisy azy i Jona."
},
{
"title": "ny fanatrehan'i Yaveh",
"body": "Niezaka ny hitsoaka an'i Yaveh i Jona."
},
{
"title": "ary nandeha tany Tarsisy",
"body": "\"ary lasa any Tarsisy\". Tarsisy dia lalàna mifanipaka amin'i Ninive. Afaka azavaina izany. DH: \"ary lasa tany amin'ny lalana mifanipaka, ho any Tarsisy.\""
},
{
"title": "Nidina tany Jopa izy",
"body": "\"Nandeha tany Jopa i Jona\""
},
{
"title": "sambo",
"body": "Ny \"sambo\" eto dia sambo tena lehibe izay afaka handehanana ambonin'ny ranomasina sy hitondrana mpandeha maro na entana mavesatra.\""
},
{
"title": "Koa dia naloany ny saran-dalana",
"body": "\"Ka nalohan'i Jona tany ny diany.\""
},
{
"title": "ary niakatra tao amin'ilay sambo",
"body": "\"ary nakao amin'ilay sambo\""
},
{
"title": "niaraka tamin'izy ireo ",
"body": "Ny teny hoe \"izy ireo\" dia ilazana ireo hafa izay nandeha tamin'ny sambo."
},
{
"title": "lavitry ny fanatrehan'Andriamanitra",
"body": "Nanantena i Jona hoe tsy any Tarsisy Andriamanitra."
}
]