diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt index 85e1bc1..ac6035a 100644 --- a/11/04.txt +++ b/11/04.txt @@ -5,7 +5,7 @@ }, { "title": "tsy minan-tsiny eo imasonao aho", - "body": "Ny maso dia mampiseho fijery, izay sarin-tenin'ny tomban'ezaka'Andriamanitra amin'ny Joba. Ireo mety ho heviny dian1) " + "body": "Ny maso dia mampiseho fijery, izay sarin-tenin'ny tomban'ezaka'Andriamanitra amin'ny Joba. Ireo mety ho heviny dia 1)Miteny i Joba fa Andriamanitra dia mitsara azy ho tsy manan-tsiny. DH: \"Miteny ianao fa tsy manan-tsiny aho\" na 2) Mihevitra i Joba fa efa nanan-tsiny izy ka tokony hitsara azy ho tsy manan-tsiny Andriamanitra. DH: \"Tokony tsaroanao fa tsy manan-tsiny aho\"" }, { "title": "",