diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index 6e2a930..1dbd064 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -5,7 +5,7 @@ }, { "title": "ka ianao ve hahatsangana azy ao anatin'ny telo andro?", - "body": "Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hapisehona fa ny fahazoan'ny fanjakana Jiosy anio dia hoe Jesosy dia te handrodana ny tempoly ka hanorina izany indray ao anatin'ny 3 andro. DH: \"Tsy vitanao ny hanorina izany ao anatin'ny telo andro!\"" + "body": "Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehoana fa ny fanjakana Jiosy dia mahazo fa te-handrodana ny tempoly Jesosy ary hanorina izany indray ao anatin'ny telo andro. DH: \"Tsy vitanao ny hanorina izany ao anatin'ny telo andro!\"" }, { "title": "nino ",