diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 50afaa1..b4d987d 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1,18 +1,18 @@ [ { - "title": " Abdona... Elela", + "title": "Abdona ... Elela", "body": "Anaran-dehilahy ireo." }, { - "title": "Piratonita... Piratona", + "title": "Piratonita ... Piratona", "body": "Piratona dia anaran-toerana, ny olona avy ao amin'izany toerana izany dia antsoina hoe Piratonita." }, { "title": "Nitaingina ampondra fitopolo izy ireo", - "body": "Nanana ampondra fitopolo ireo lehilahy ireo, notaingenan'izy ireo izany. Eto ny teny hoe \"nitaingina\" dia nampiasaina teo amin'ny toeran'ny teny hoe \"nanana.\" D.H: \"Nanana ampondra fitopolo izy ireo\"" + "body": "Nanana ampondra fitopolo ireo lehilahy ireo, notaingenan'izy ireo izany. Eto ny teny hoe \"nitaingina\" dia nampiasaina teo amin'ny toeran'ny teny hoe \"nanana.\" DH: \"Nanana ampondra fitopolo izy ireo\"" }, { - "title": "zanakalahy efapolo... zafikely lahy telopolo... ampondra fitopolo", - "body": "\"zanakalahy 40... zafikely lahy 30... ampondra 70\"" + "title": "zanakalahy efapolo ... zafikely lahy telopolo ... ampondra fitopolo", + "body": "\"zanakalahy 40 ... zafikely lahy 30 ... ampondra 70\"" } ] \ No newline at end of file diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt index 2c9252f..1a9ea94 100644 --- a/13/01.txt +++ b/13/01.txt @@ -1,11 +1,11 @@ [ { "title": "izay ratsy teo imason'i Yaveh", - "body": "Eto ny hoe \"teo imason'i Yaveh\" dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:11. D.H: \"izay lazain'i Yaveh fa ratsy ny manao izany\"\n" + "body": "Eto ny hoe \"teo imason'i Yaveh\" dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:11. DH: \"izay lazain'i Yaveh fa ratsy ny manao izany\"\n" }, { "title": "natolony teo an-tanan'ireo Filistina... izy ireo", - "body": "Eto ny hoe \"tanana\" dia hery handresena amin'ny ady. D.H: \"namela ny Filistina handresy azy ireo izy\" na \"navelany nampijalian'ny Filistina izy ireo\"" + "body": "Eto ny hoe \"tanana\" dia hery handresena amin'ny ady. DH: \"namela ny Filistina handresy azy ireo izy\" na \"navelany nampijalian'ny Filistina izy ireo\"" }, { "title": "efapolo taona", @@ -20,7 +20,7 @@ "body": "olona avy amin'ny fokon'i Dana" }, { - "title": " Manoa", + "title": "Manoa", "body": "Anaran-dehilahy izany." } ] \ No newline at end of file diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index a71bb2e..a147334 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1,7 +1,7 @@ [ { "title": "hiteraka zazalahy", - "body": "Izany dia ilazana ny fahaterahan'ny zaza. D.H: \"hanan-jazalahy\"" + "body": "Izany dia ilazana ny fahaterahan'ny zaza. DH: \"hanan-jazalahy\"" }, { "title": "zavatra maloto", @@ -13,7 +13,7 @@ }, { "title": "Tsy hisy hareza ampiasaina amin'ny lohany", - "body": "Eto ny teny hoe \"loha\" dia ilazana ny volony. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. D.H: \"Tsy hisy olona hanapaka ny volony\"\n" + "body": "Eto ny teny hoe \"loha\" dia ilazana ny volony. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: \"Tsy hisy olona hanapaka ny volony\"\n" }, { "title": "hareza", @@ -21,14 +21,14 @@ }, { "title": "Nazirita ho an'Andriamanitra", - "body": "Izany dia midika fa hatokana ho Nazirita an'Adriamanitra izy. D.H: \"Nazirita natokana ho an'Andriamanitra\" na \" hatokana ho Nazirita an'Adriamanitra\"" + "body": "Izany dia midika fa hatokana ho Nazirita an'Adriamanitra izy. DH: \"Nazirita natokana ho an'Andriamanitra\" na \" hatokana ho Nazirita an'Adriamanitra\"" }, { "title": "hatrany an-kibo", - "body": "Eto ny teny hoe \"kibo\" dia ilazana ny fotoana izay mbola tsy ahaterahan'ny zaza. D.H: \"alohan'ny hahaterahany\"" + "body": "Eto ny teny hoe \"kibo\" dia ilazana ny fotoana izay mbola tsy ahaterahan'ny zaza. DH: \"alohan'ny hahaterahany\"" }, { "title": "an-tanan'ireo Filistina", - "body": "Eto ny teny hoe \"tanana\" dia midika hoe hery. D.H: \"amban'ny fifehezan'ireo Filistina\"" + "body": "Eto ny teny hoe \"tanana\" dia midika hoe hery. DH: \"amban'ny fifehezan'ireo Filistina\"" } ] \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 6cded58..9d03147 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -232,7 +232,6 @@ "12-13", "13-title", "13-01", - "13-03", "13-06", "13-08", "13-10",