plt_est_tn/04/13.txt

10 lines
559 B
Plaintext

[
{
"title": " fanafahana sy famonjena hiseho amin'ireo Jiosy any amin'ny toerana hafa",
"body": "Eto ny \"fanafahana\" sy \"famonjena\" dia resahina toy ny hoe zava-manan'aina izay afaka mitsangana. DH: \"misy olona hafa hitsangana any amin'ny toerana hafa ary hanavotra ireo Jiosy\""
},
{
"title": " Iza no mahalala raha ho amin'ny fotoana tahaka izao no nahatongavanao ho amin'ny toerana maha-mpanjaka?",
"body": "Ny tanjona amin'ity fanontaniana ity dia ny ampisaina lalina an'i Estera mahakasika ny anjara toerany amin'ny zava-mitranga. "
}
]