plt_est_tn/01/05.txt

30 lines
750 B
Plaintext

[
{
"title": "rehefa tapitra ireo andro ireo",
"body": "\"Any amin'ny faran'ny firavoravoana\""
},
{
"title": "firavoravoana nandritry ny fito andro",
"body": "Izany dia firavoravoana faharoa izay natokana ho an'ireo manam-pahefana tao Sosana. DH: \"firavoravoana iray hafa izay naharitra fito andro\""
},
{
"title": "fito",
"body": "7"
},
{
"title": " lapa",
"body": "Fitoeran'ny mpanjaka"
},
{
"title": "Sosana",
"body": "Tanàn-dehiben'ireo mpanjaka Persana"
},
{
"title": " lampivato",
"body": "Ny \"lampivato\" dia vato miloko sy voarafitra hapetaka eny amin'ny sary mba hanintona"
},
{
"title": "porfira",
"body": "Izy io dia karazam-bato miloko mena sy volom-parasy izay misy potika vato Krystaly"
}
]