plt_deu_tn/14/21.txt

14 lines
585 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "zavatra izay maty ho azy",
"body": "Ity dia midika hoe biby izay maty amin'ny fahafatesana voajanahary."
},
{
"title": "Fa ianareo dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrareo",
"body": "Yaveh misafidy ny vahoakan'Israely mba ho Azy amin'ny fomba miavaka dia resahina toy ny hoe atokan'i Yaveh amin'ireo firenena hafa rehetra izy ireo. DH: \"Fa Yaveh Andriamanitrareo dia nanokana anareo tamin'ireo firenena hafa rehetra\""
}
]