plt_deu_tn/14/18.txt

26 lines
889 B
Plaintext

[
{
"title": "vanobe ... vano, ny takidara",
"body": "Ireo dia karazam-borona izay mihinana biby kely sy androngo. "
},
{
"title": "bat",
"body": "biby misy elatra sy vatana voloina izay mivoaka amin'ny alina ary mihinana bibikely sy biby mikoro. "
},
{
"title": "Ny zavatra manan'elatra, sy zavatra mandady rehetra",
"body": "Izany dia midika hoe ny bibikely manidina rehetra izay miaraka be dia be. "
},
{
"title": "maloto aminareo",
"body": "Ireo biby izay lazain'Andriamanitra ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ireo biby."
},
{
"title": "tsy tokony hohanina ireo",
"body": "DH: \"tsy tokony hihinana ireny ianareo\""
},
{
"title": "ireo zavatra manidina madio rehetra",
"body": "Ireo biby izay lazain'Andriamanitra ho mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ireo biby."
}
]