Upload files to '26'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:43:17 +00:00
parent 53bd37ef39
commit e84cc07f81
11 changed files with 210 additions and 0 deletions

22
26/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nentin'i Festo teo anatrehan'ny Mpanjaka Agripa i Paoly. Ao amin'ny andininy faha-2 i Paoly dia niaro ny tenany teo anatrehan'ny mpanjaka Agripa."
},
{
"title": "Agripa",
"body": "Agripa no mpanjaka tao Palestina tamin'izany, na izany aza izy dia nanjaka teo amin'ny faritra vitsivitsy ihany."
},
{
"title": "naninjitra ny tanany ",
"body": "\"nanao fihetsika tamin'ny tanany teo anoloan'ny vahoaka mba hisarihana ny mason'izy ireo\""
},
{
"title": "nanao ny fiarovan-tenany",
"body": "DH: \"nanomboka niaro ny tenany teo anatrehan'ireo izay niapanga azy izy\""
},
{
"title": "\"Maneho ny tenako toy ny faly aho",
"body": "Tena faly i Paoly satria nanararaotra ny fijoroany teo anatrehan'i Agripa mba hiresahana momban'ny filazantsara."
}
]

14
26/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": " ireo Jiosy rehetra dia mahafantatra ny fomba fiainako hatramin'ny fahatanorako tany amin'ny fireneko manokana sy tao Jerosalema",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) Ireo Fariseo izay niara niha lehibe tamin'i Paoly sy ireo izay nahafantatra azy amin'ny maha Fariseo azy na 2) I Paoly dia nalaza teo anivon'ireo Jiosy nohon'ny zotom-pony amin'ny maha Fariseo azy ary ankehitriny amin'ny maha mpino azy."
},
{
"title": "tany amin'ny fireneko manokana",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) teo anivon'ireo olony manokana fa tsy voatery hoe ny tanon'Israely na 2)tao amin'ny tanin'Israely."
},
{
"title": "hentitra indrindra amin'ny antokon'ny fivavahantsika.",
"body": "\"vondrona iray ao amin'ny Jodaisma izay miaina amin'ny fitsipika henjana\""
}
]

22
26/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny \"ianareo\" eto dia manondro ireo olona izay nihaino an'i Paoly."
},
{
"title": " mitady ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo razantsika aho",
"body": "Izany dia miresaka momba ny fampanantenana toy ny hoe zavatra iray azo tadiavana sy jerena. DH: \"Miandry fatratra an'Andriamanitra aho mba hanao izay nampanantenainy ny razambentsika fa ho ataony\""
},
{
"title": "Fa ity no fampanantenana nantenain'ny fokontsika roambinifolo ho raisina",
"body": "Ny fehezanteny hoe \"ny foko roa ambin'ny folontsika\" dia ny olona ao amin'ireo foko ireo. DH: \"Izany koa no nandrasan'ireo Jiosy mpiray foko amintsika tany amin'ny foko roa ambin'ny folo\""
},
{
"title": "nanompo an'Andriamanitra andro aman'alina tokoa izy ireo",
"body": "Tsy nitsahatra nanompo an'ANdriamanitra na andro na alina."
},
{
"title": "Nahoana ianareo no mihevitra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanoherana ireo Jiosy nanatrika teo. Mino izy ireo fa afaka manangana ny maty Andriamanitra saingy tsy nihevitra ny hamelona an'i Jesosy ho velona indray . DH: \"ianareo dia tsy tokony hieritreritra fa mahavariana ny fananganan'Andriamanitra ny maty indray.\""
}
]

14
26/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Nisy fotoana",
"body": "Nampiasa io fehezanteny io i Paoly mba hanamarihana ny fiarovan-tenany. ankehitriny izy dia mitantara ny fomba nanenjehany ireo olomasina."
},
{
"title": " manohitra ny anaran'i Jesosy ",
"body": "Ny teny \"anarana\"dia midika ny tenan'i Jesosy. DH: \"hanajanona ny olona tsy hihaino an'i Jesosy\""
},
{
"title": "ary rehefa voavono izy ireo, dia nandatsaka ny vatoko hanohitra azy ireo aho",
"body": "DH: \"ary nifanaraka tamin'ireo mpitondra jiosy hafa aho mba hanameloka ireo mpino ho faty\""
}
]

22
26/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Raha mbola teo ampiresahana tamin'i Agripa i Paoly dia niresaka momban'ny resany tamin'ny Tompo."
},
{
"title": "Raha mbola nanao izany aho",
"body": "Nampiasa io fehezanteny io i Paoly mba hanamarihina ny fiarovana azy. Niresaka momba ny fotoana nahitany an'i Jesosy izy ary lasa mpianany."
},
{
"title": "tamin'ny fahefana sy ireo didy ",
"body": "Paoly dia nanoratra taratasy avy amin'ireo mpitarika jiosy, nanome fahefana azy hanenjika ireo mpino jiosy"
},
{
"title": "nahare feo niresaka tamiko aho izay niteny",
"body": "DH: \"nahare olona niresaka tamiko aho izay niteny hoe\""
},
{
"title": "Sarotra ho anao ny handaka fanindronana",
"body": "Ho an'i Paoly ny hanohitra an'i Jesosy sy ny fanenjehana ireo mpino, dia toy ny hoe omby izy ka miondrika eo amin'ilay tsorakazo maranitra izay ampiasain'ny olona hitazomana ilay biby. Midika izany fa manimba ny tenany ihany i Paoly. DH: \"Hanimba ny tenanao tahaka ny omby mitaingina aviavy ianao\""
}
]

22
26/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy nanome ny fiarovan-tenany tamin'i Agripa Mpanjaka i Paoly. Ao amin'ireo andininy ireo dia nanohy nanonona ny resaka nataony tamin'ny Tompo izy."
},
{
"title": "sokafy ny masonareo",
"body": "Ny fanampiana ny olona hahatakatra ny fahamarinana dia lazaina toy ny hoe olona iray nanampy ara-bakiteny ny olona nanokatra ny masony."
},
{
"title": " hampitodika azy ireo hiala amin'ny haizina hankany amin'ny fahazavana ",
"body": "Ny fanampiana olona iray hanajanona ny fanao ratsiny ary hanomboka hatoky sy hankato an'Andriamanitra dia voalaza fa toy ny hoe mitarika olona iray avy ao amin'ny toerana maizimaizina ho ao amin'ny fitoeran-jiro ny."
},
{
"title": "hampitodika azy ireo hiala amin'ny haizina hankany amin'ny fahazavana ary amin'ny herin'ny Satana hankany amin'Andriamanitra",
"body": "Ny fanampiana olona iray hanajanona ny fankatoavany an'i Satana ary hanombohana ny fankatoavana an 'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe olona iray no namadika olona iray ary naka azy ireo avy amin'ny toerana iandraiketan'i Satana sy mitondra azy any amin'ilay toerana hanapahan'Andriamanitra."
},
{
"title": " finoana Ahy",
"body": "\"satria izy ireo dia mino Ahy.\"Eto i Paul no mamarana ny firesahana momba ny Tompo."
}
]

14
26/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "ny fahitana avy tany an-danitra aho",
"body": "Izany dia manondro ny zavatra nolazain'ilay olona tao amin'ilay fahitana tamin'i Paoly. DH: \"izay nolazain'ilay olona avy any an-danitra tamiko tao anaty fahitana\""
},
{
"title": "hitodika amin'Andriamanitra",
"body": " hanomboka hatoky amin'Andriamanitra dia atao toy ny hoe miverina amin'Andriamanitra ny olona iray. DH: \"matokia an'Andriamanitra\""
},
{
"title": " hanao ny asa mendrika ny fibebahana",
"body": "DH: \"ary hanomboka manao asa tsara mba hampisehoana fa tena nibebaka marina izy ireo\""
}
]

18
26/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny fiaovan'-tenany teo anatrehan'i Agripa mpanjaka i Paoly. "
},
{
"title": "izay nolazain'ireo mpaninany",
"body": "I Paoly dia miresaka momba ireo asa soratra iraisan'ny mpaminanin'ny Testamenta Taloha.7"
},
{
"title": "amin'ireo maty",
"body": "Ny andian-teny hoe \"ireo maty\" dia manondro ireo fanahin'ny olona efa maty. "
},
{
"title": " hitory fahazavana",
"body": "\"hitory ny hafatry ny hazavana.\" Mba hilazana ny olona ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona dia toy ny hoe misy olona iray miresaka momban'ny hazavana. DH: \"hitory ny hafatra momba ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona\""
}
]

26
26/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy niresaka niaraka i Paoly sy Agripa."
},
{
"title": "Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra fa ",
"body": "DH: \"salama saina aho ... ary\" "
},
{
"title": "Festosy tsara indrindra",
"body": "\"Festosy, izay mendrika voninahitra ambony indrindra\""
},
{
"title": "resy lahatra ",
"body": "DH: \"Mahatoky aho\""
},
{
"title": "fa tsy nisy tamin'izany nafenina taminy",
"body": "DH \"fa izy no mahafantatra an'izany\" na \"fantatrareo izany\""
},
{
"title": "tany amin'ny takona",
"body": "Midika izany fa manao zavatra miafina toy ny hoe nandeha ny olona iray ary nanao zavatra teo an-joron-trano iray izay tsy misy olona afaka mahita azy. DH: \"amin'ny toerana maizina\" na \"miafina\""
}
]

14
26/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Mino ny mpaminany ve ianao, ry Agripa mpanjaka?",
"body": "Nametraka ity fanontaniana ity i Paoly mba hampahatsiahivana an'i Agripa fa efa ninoan'y ny zavatra nolazain'ireo mpaminany momba an'i Jesosy.DH: \"Efa mino ny zavatra nolazain'ny mpaminanin'ny Jiosy, ry Agripa Mpanjaka.\""
},
{
"title": "Ao anatin'ny fotoana fohy ve no handresenao lahatra ahy sy hanaovanao ahy ho kristiana",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Agripa mba hampisehoana amin'i Paoly fa tsy afaka mandresy lahatra an'i Agripa izy raha tsy misy porofo hafa.DH: \"Azo antoka fa tsy mino ianao fa afaka mandresy lahatra ahy hino an'i Jesosy!\""
},
{
"title": "fa tsy miaraka an'ireny rojo ireny",
"body": "DH: \"mazava ho azy, tsy tiako raha ho voafonja tahaka ahy ianareo\""
}
]

22
26/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Eto no mifarana ny fotoana nijoroan'i Paoly teo anatrehan'i Agripa."
},
{
"title": "Fampahafantarina amin'ny ankapobeny",
"body": "i Bernika dia anabavin'ny mpanjaka Agripa."
},
{
"title": "Avy eo nitsangana ny mpanjaka, sy ny governora",
"body": "Avy eo nitsangana Agripa mpanjaka, sy ny governora Festosy"
},
{
"title": "Ity lehilahy ity tsy nanao zavatra mendrika ny fahafatesana na ny ho fatorana",
"body": "DH: \"Ity lehilahy ity dia tsy mendrika ny ho faty sy ho gadraina\""
},
{
"title": "Ity lehilahy ity dia afaka nalefa ",
"body": "DH: \"Afaka nafahako ity lehilahy ity\" na \"ity lehilahy ity dia tokony avotsitra\""
}
]