Upload files to '28'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:43:59 +00:00
parent 148d3768a0
commit e3a0f7bea3
14 changed files with 228 additions and 0 deletions

14
28/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Taorian'nyfiletehan'ilay sambo dia nanampy an'i Paoly sy ny olon-drehetra tao amin'ny sambo ireo olona tao amin'ny nosy Malta. Nijanona tao mandritra ny 3 volana izy ireo."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"isika\" dia manondro an'i Paoly sy Lioka mpanoratra ny Asan'ny Apostoly, izay niara-dia tamin'i Paoly tamin'io dia io. \""
},
{
"title": "dia hainay",
"body": "Fantan'i Paoly sy Lioka ny anaran'ilay nosy. DH: \"nampahafatarin'ny vahoaka anay\" na \"fantatray tamin'ireo mponina\""
}
]

10
28/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "nisy menarana nivoaka ",
"body": "\"bibilava misy poizina no nivoaka avy tao anatin'ilay kitapo nisy hazo\""
},
{
"title": " nifatotra tamin'ny tanany",
"body": "\"nanaikitra an'i Paoly ary tsy nety niala\""
}
]

18
28/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": " nanozongozona ilay biby ho anaty afo ",
"body": "\"naninjitra ny tànany mba hilatsahan'ilay bibilava tao anaty afo\""
},
{
"title": "ho voan'ny tazo",
"body": "halemy ny vatany noho ilay poizina bibilava"
},
{
"title": " niova hevitra izy ireo ",
"body": "DH: \"niverina nandinika indray izy ireo\""
},
{
"title": "izy dia andriamanitra.",
"body": "DH: \"ary hoy izy, 'io lehilahy io dia mety ho andriamanitra\""
}
]

18
28/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "eto ny teny hoe \"antsika\" sy \"isika\" dia manondro an'i Paoly sy Lioka ary ireo niara-dia taminízy ireo."
},
{
"title": "Ary tamin'ny toerana akaiky teo ",
"body": "Ny \"ary\" eto dia nampiasana mba hampidirana olona vaovao ao amin'ny tantara."
},
{
"title": "ehilahy lehiben'ny nosy",
"body": "Ireo azo handikana azy 1) Mpitarika voaloany ireo olona 2) olona izay tena manan-danja teo amin'ilay nosy, mety noho ny harenany."
},
{
"title": "Ny rain'i Poplio dia nararin'ny tazo sy fivalanan-drà",
"body": "Ity no fanazavana momba ny tantaran'ny rain'i Poblio izay manan-danja tokoa mba hahazoana ny tantara."
}
]

14
28/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nitohy ny dian'i Paoly ho any Roma."
},
{
"title": "sambon'i Aleksandria",
"body": "Ireo azo handikana azy 1) \"sambo iray avy any Aleksandria\" na 2) \"sambo iray nosoratana na nahazo alalana tany Alexandria.\""
},
{
"title": " tanànan'i Sirakosa ",
"body": "Sirakosa dia tanàna iray any amin'ny morontsiraka atsimo atsinanan'ny nosy Sikily amin'izao fotoana izao, eo atsimo andrefan'i Italia"
}
]

14
28/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampahfantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny tsenan'i Apio sy ny Tranombahiny Telo dia tsenam-barotra malaza eo amin'ny làlambe antsoina hoe lalan'Apianina, 50 kilometatra atsimon'ny tanànan'i Roma."
},
{
"title": "Tamin'ny alalan'izany no nahatongavanay tany Roma",
"body": "Rehefa tonga tany Potiolyi i Paoly, dia an-tanety ihany ny dia nankany Roma. DH: \"Ary rehefa afaka fito andro, dia niakatra tany Roma izahay\""
},
{
"title": "taorian'ny nandrenesan'izy ireo ny momba anay",
"body": "\"taorian'ny nandrenesan'izy ireo fa ho avy izahay\""
}
]

22
28/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Tonga tany Roma ho gadra i Paoly, saingy nanana fahafahana hijanona eo amin'ny toerany. Niantso ireo Jiosy teo an-toerana izy mba hanazava izay nitranga taminy."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"isika\" dia manondro an'i Lioka, izay nanoratra ny bokin'ny Asan'ny Apostoly sy i Paoly ary ireo niaraka taminy."
},
{
"title": " ireo lehilahy izay mpitarika teo amin'ireo Jiosy",
"body": "Ireo dia mety ho olona Jiosy tsotra fotsiny na mpitondra relijiozy nanatrika tao Roma."
},
{
"title": "natolotra ho voafonja tany Jerosalema teo an-tanan'ny Romana",
"body": "DH: \"ny sasany tamin'ireo Jiosy nisambotra ahy tany Jerosalema ary nametraka ahy teo am-pelatanan'ny manam-pahefana romanina\""
},
{
"title": " tsy nisy antony tokony hanamelohana ahy ho faty.",
"body": "\"Tsy nanao na inona na inona aho hamonon'izy ireo ahy\""
}
]

18
28/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "nanohitra ny fanirian'izy ireo",
"body": "\"nitaraina ny amin'izay tian'ny manampahefana romanina ho atao\""
},
{
"title": "voatery aho nampiantso an'i Kaisara",
"body": "DH: \"Nangataka an'i Kaisara aho hitsara ahy\""
},
{
"title": "na dia tsy toy ny hoe nitondra fiampangana hanohitra ny fireneko aza",
"body": "DH \"saingy tsy hoe satria te hiampanga ny vahoakan'ny fireneko teo anoloan'i Kaisara aho\""
},
{
"title": "nohon'ny fahatokisan'Israely momba ny hamatorana ahy amin'ity rojo ity.",
"body": "DH: \"fa voafonja aho\""
}
]

14
28/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namaly an'i Paoly ireo mpitarika Jiosy."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Etony teny hoe \"izahay,\" ary \"isika\" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma."
},
{
"title": " ratsy laza eny rehetra eny ",
"body": "DH: \"Jiosy maro manerana ny Fanjakana Romanina no milaza zavatra ratsy momba izany\""
}
]

18
28/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy ireo\" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"ny azy\" ary \"Izy\" dia miantso an'i Paoly"
},
{
"title": "nisafidy andro ho azy izy ireo",
"body": "\"nisafidy fotoana mba hiresahana amin'izy ireo\""
},
{
"title": "nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra",
"body": "Ny \"fanjakan'Andriamanitra\" eto dia ny fitondran' Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: \"nilaza tamin'izy ireo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra ho mpanjaka\" na \"nilaza tamin'izy ireo ny fomba hampisehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka"
}
]

26
28/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Rehefa nanomana ny hivoaka ireo mpitarika jiosy, dia nanonona ireo andinin-tSoratra Masina teo amin'ny Testamenta taloha i Paoly."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy ireo\" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"ianareo\" dia manondro ny olona izay niresahan'i Paoly. Ao amin'ny andininy faha-26, dia manomboka milaza an'i Isaia mpaminany i Paoly"
},
{
"title": "taorian'ny nanambaran'i Paoly ity teny iray ity",
"body": "DH: \"taorian'ny nanambaran'i Paoly zavatra iray hafa\" na \"taorian'ny nanambaràn'i Paoly\""
},
{
"title": "Ny Fanahy Masina dia niteny tsara ireo razanareo tamin'ny alalan'Isaia mpaminany. 26Hoy izy hoe: 'Mandehana any amin'ireo vahoaka ireo ary lazao hoe: \"Amin'ny fihainoana no handrenesanareo, fa tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitana no hahitanareo, fa tsy hahita",
"body": " DH: \"Ny Fanahy Masina dia niresaka tsara tamin'ny alalan'i Isaia mpaminany tamin'ny razanareo, tamin'ny nilazan'ny Fanahy tamin'i Isaia hoe:\" Hihaino izy fa tsy hahafantatra, ary hahita fa tsy hahita\""
},
{
"title": "fa tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitana no hahitanareo, fa tsy hahita.",
"body": "Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Asongadin'izy ireo fa tsy hahatakatra ny drafitr'Andriamanitra ireo Jiosy."
}
]

18
28/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny fitanisana an'i Isaia mpaminany i Paoly"
},
{
"title": "Fa nihadonto ny fon'ireo olona ireo",
"body": "Ireo olona izay mandà mafy ny hahatakatra izay lazainy na ataony dia lazaina toy ny hoe donto ny fony. Ity \"fo\" ity dia mdika ny fisainana eto."
},
{
"title": "amin'ny sofin'izy ireo ny handre, ary nanakipy ny masony izy ireo",
"body": "Ireo olona izay mandà mafy ny hahatakatra izay lazain'Andriamanitra na ataony dia lazaina toy ny hoe tsy maheno na manakipy ny masony mba hahitan'izy ireo."
},
{
"title": " hanasitrana azy ireo aho",
"body": "Tsy midika izany fa hanasitrana azy ireo ara-batana Andriamanitra. Hanasitrana azy ireo ara-panahy amin'ny famelana ny fahotanízy ireo koa izy."
}
]

14
28/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny firesahana tamin'ireo mpitarika jiosy tany Roma i Paoly."
},
{
"title": "izany famonjen'Andriamanitra izany dia nalefa tamin'ireo Jentilisy",
"body": "Ny hafatr'Andriamanitra momba ny fomba hamonjeny ny olona dia lazaina toy ny hoe zavatra nirahina. DH: \"Andriamanitra dia naniraka ny mpitondra hafany ho any amin'ireo Jentilisa mba hilaza amin'izy ireo ny fomba hamonjeny azy ireo\""
},
{
"title": "ary hihaino izy ireo",
"body": "\"ny sasany amin'izy ireo dia hihaino.\" Io valintenin'ny Jentilisa io dia mifanohitra amin'ny fomba nanehoan'ireo Jiosy tamin'izany fotoana izany."
}
]

10
28/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nofaranan'i Lioka ny tantaran'i Paoly tao amin'ny bokin'ny Asan'ny Apostoly"
},
{
"title": "Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy",
"body": "Eto ny \"fanjakan'Andriamanitra\" dia manondro ny fitondran'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: \"Izy dia nitory momba ny fitondran'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy\" na \"Izy dia nitory momba ny fomba hanehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka\""
}
]