Upload files to '18'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:40:05 +00:00
parent b322e6883b
commit a4b7a6a844
12 changed files with 268 additions and 0 deletions

42
18/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,42 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ity dia ampahany amin'ny tantara momba ny dia nataon'i Paoly fony izy nankany Korinto."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Nampidirina ao anatin'ny tantara'i Akoila sy Prisila ary ny andininy faha 2 sy 3 dia manome fampahalalana fototra momba azy ireo."
},
{
"title": "Ary tao aorian'ireo zavatra ireo",
"body": "\"Taorian'ireny zava-nitranga nitranga tany Atena ireny\""
},
{
"title": "Atena",
"body": "Anisan'ny tanàna manan-danja indrindra any Gresy i Atena. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 17:13."
},
{
"title": "Nihaona tamina ",
"body": "Ireo mety azo handikana azy 1) i Paoly dia nahita tsy nahy na 2) Nahita tampoka."
},
{
"title": "Jiosy nantsoina hoe Akoila",
"body": "Eto ny teny hoe \"iray\" dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara."
},
{
"title": "tera-tany Ponto",
"body": "Ponto dia faritany atsimon'ny Ranomasina Mainty."
},
{
"title": "izay vao tonga ",
"body": "Mety ho tamin'ny herintaona angamba izany."
},
{
"title": "Italia",
"body": "Izany no anaran'ny tany. Roma no renivohitr'i Italia."
},
{
"title": "i Klaodio nandidy",
"body": "Klaodio no mpanjaka romanina tamin'io vanim-potoana io. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 11:27."
}
]

26
18/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "I Silasy sy Timoty dia namonjy an'i Paoly."
},
{
"title": "niady hevitra tao amin'ny synagoga isaky ny Sabata i Paoly",
"body": "\"Niady hevitra i Paoly\". Nanome antony izy. Midika izany fa tsy niresaka fotsiny i Paoly, fa niresaka sy nifampiresaka tamin'ireo olona."
},
{
"title": "Nandresy lahatra ireo Jiosy sy Grika izy",
"body": "Ireo azo handikana azy 1) \"Izy no nahatonga ireo Jiosy sy Grika mba hino\" na 2) \"Izy dia nanohy nandresy lahatra ireo Jiosy sy Grika.\""
},
{
"title": "noteren'ny Fanahy hanambara amin'ireo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly",
"body": "DH: \"noteran'ny Fanahy i Paoly\""
},
{
"title": "nanofaofa ny lambany",
"body": "Izany dia fihetsika hampisehoana fa tsy hiezaka ny hampianatra ireo jiosy momban'i Jesosy intsony i Paoly. Navelany ho amin'ny fitsaran'Andriamanitra izy ireo."
},
{
"title": "Ho eo amin'ny lohanareo anie ny rànareo",
"body": "Eto ny \"rà\" dia manambara fahamelohana tamin'ireo zavatra nataon'izy ireo. Eto ny \"loha\" dia manondro ny olona rehetra. Nolazain'i Paoly tamin'ireo Jiosy fa tompon'andraikitra amin'ny fitsarana izay hiatrehany ny hatezerany izy ireo raha tsy mibebaka. DH: \"Ianao irery no tompon'andraikitra amin'ny famaizana ny fahotana\""
}
]

22
18/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy\" dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny voalohany hoe \"azy\" dia manondro an'i Titosys Josto. Ny teny faharoa hoe \"azy\" dia manondro an'i Krispo."
},
{
"title": "manompo an'Andriamanitra",
"body": "Ny mpivavaka amin'Andriamanitra dia Jentilisa izay mankalaza an'Andriamanitra ary manaraka azy saingy tsy voatery hankatò ny lalàna jiosy rehetra."
},
{
"title": "mpitarika ny synagoga,",
"body": "Olona izay manohana sy mitantana ny synagoga, tsy voatery ho mpampianatra."
},
{
"title": "rehetra izay nipetraka tao amin'ny tranony",
"body": "Eto ny trano\" dia manondro ireo olona. DH: \"ireo olona izay nipetraka niaraka taminy tao an-tranony\""
}
]

18
18/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Aza matahotra, ary aza mangina fa mitenena ",
"body": "Ny Tompo dia nanome didy tamin'ny fomba roa samy hafa mba hanamafisana fa i Paoly dia tokony hanohy ny fitoriana. DH: \"Ianareo dia tsy tokony hataotra , fa mitenena ary aza mangina\""
},
{
"title": "ary aza mangina",
"body": "DH: \"Ary aza mitsahatra amin'ny fitoriana ny filazantsara\""
},
{
"title": " manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho",
"body": "\"maro ireo olona tao an-tanàna izay nametraka ny finoany Taminy\" na \"olona maro teto amin'ity tanàna ity no nametraka ny finoany Tamiko\""
},
{
"title": "Paoly nitoetra tao herintaona sy enim-bolana, nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo amin'izy ireo.",
"body": "Ity no mamarana ny fanambarana amin'ity ampahan'ny tantara ity."
}
]

22
18/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ireo Jiosy tsy mpino dia nitondra an'i Paoly ho tsaraina to anatrehan'i Galio."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "I Akaia dia faritany izay nisy an'ny Korinty. Io tanàna ngeza any amin'ny atsimon'i Grika sy ny renivohitra ilay farintany."
},
{
"title": "Galio",
"body": "Izany no anaran'ilay lehilahy"
},
{
"title": "ireo Jiosy",
"body": "Izany dia manondro ireo mpitarika Jiosy izay tsy nino an'i Jesosy."
},
{
"title": "nitondra azy teo anatrehan'ny toeram-pitsarana",
"body": "Naka an-kery an'i Paoly ireo Jiosy mba ho entina eo anatrehan'ny fitsarana. Ny \"toeram-pitsarana\" eto dia ny toerana izay nipetrahan'i Galilio rehefa fanapahan-kevitra tao amin'ny fitsarana. DH: \"niara-nitsangana ireo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra azy teo anatrehan'ny toeram-pitsarana"
}
]

10
18/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": " lalànareo manokana ",
"body": "Eto ny \"lalàna \" dia manondro ilay lalàn i Mosesy ary indrindra ireo fomba Jiosy tamin'ny andron'i Paoly. "
},
{
"title": "Izaho tsy maniry ny ho mpitsara izany raharaha izany.",
"body": "\"izaho dia tsy hitsara momban'ireo raharaha ireo\" "
}
]

18
18/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Galio nanala azy ireo hiala teo amin'ny sezam-pitsarana",
"body": "Eto ny \"sezam-pitsarana\" dia manondro ilay seza fipetrahan'i Galilio handraisany fanapaha-kevitra tao amin'ny fitsarana. "
},
{
"title": " nisambotra",
"body": "DH: \"olona maro no nisambotra\" na \"maro tamin'izy ireo no nisambotra\""
},
{
"title": "Ka nisambotra an'i Sostena izy rehetra, ny mpanapaka ny synagoga, ary nikapoka azy teo anoloan'ny toeram-pitsarana",
"body": "Ireo azo handikana azy: \"nikapoka ampahibe-maso an'i Sostena teo ampitsarana ireo Jentilisa satria izy no mpitarika izy dia mpitarika Jiosy\" na \"Azo hinoana ihany koa fa i Sostena dia mino an'i Kristy, ka ireo Jiosy dia nikapoka azy teo amin'ny fitsaran., "
},
{
"title": " Sostena",
"body": "I \"sostena\"dia Jiosy izay mpanapaka tao amin'ny Synagogue tao Korinto. "
}
]

22
18/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ity dia manohy ny tantaran'ny dia missionera nataon'i Paoly sy Akila ary Timoty. Izany dia toa manambara fa i Silasy sy Timoty dia nitoetra satria izy dia miteny izy hoe \"izy\" "
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Kenkrea dia seranan-tsambo izay ao amin'ny faritr'i Korinto. "
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy\" dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ny teny \"izy ireo\" eto dia manondro an'i Paoly, Prisila ary Akila."
},
{
"title": "namela ireo rahalahy",
"body": "DH: \"nandao ireo namana mpino\""
}
]

10
18/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapbeny",
"body": "Eto ny teny \"izy ireo\" dia manondro ireo Jiosy tao Efesosy. "
},
{
"title": "nandao azy ireo izy",
"body": "\"nanao beloma azy ireo\""
}
]

22
18/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandrasiana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy ny dia misionera i Paoly."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Frygia dia farintany iray ao Asia izay Tiorka ankehitriny. "
},
{
"title": "niantsona tao Kaisaria",
"body": "\"tonga tao Kaisaria.\""
},
{
"title": "niakatra izy",
"body": "Izy dia nitety ny tanànan'i Jerosalema. Ny teny \"niakatra \" teto dia nampiasaina satria i Kaisaria dia avo toerana kokoa raha ampitahaina amin'ny Kaisaria. "
},
{
"title": "niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema ",
"body": "Eto ny \"fiangonana\" dia manondro ireo mpino tao jerosalema."
}
]

30
18/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Eto i Lioka dia mitantara izay notranga tao Efesosy niaraka tamin'i Prisila sy Akila."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Miditra ao anatin'ny tantara i Apolosy. Ny andiny faha-25 dia fampahafantarana fototra momba azy."
},
{
"title": "teraka tany Aleksandria ",
"body": "\"Lehilahy teraka tany Aleksandria.\" Aleksandria tao Egypta any amin'ny sisiny avatr'i Afrika."
},
{
"title": "sady nahalala tsara ny Soratra Masina",
"body": "Izy koa dia nahazo tsara izay voasoratra tao amin'ny Testamenta Taloha. "
},
{
"title": "Apolosy dia nampianarina tamin'ny fampianaran'ny Tompo",
"body": "DH: \"I Apolosy dia nampianarin'ireo mpino hafa ny fomba itiavan'i Jesosy hianan'ny olona\""
},
{
"title": "batisan'i Jaona ",
"body": "\"ny Batisa izay nataon'i Jaona.\" Izany dia fampitahana ny Batisan'i Jaona amin'ny rano sy ny Batisan'i Jesosy izay amin'ny Fanahy Masina. "
},
{
"title": " ny lalan'Andriamanitra",
"body": "Ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'ny olona eto dia resahana toy ny hoe lalana izay handehanan'ny olona. "
}
]

26
18/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy 'dia manondro an'i Apolosy."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "I Akaia dia faritany Romanina iray any amin'ny faritra atsimon'i Gresy."
},
{
"title": "mba hamakivaky an'i Akaia",
"body": "\"ho any amin'ny faritr'i Akaia.\" "
},
{
"title": " rahalahy ",
"body": "Ny teny \"rahalahy\" eto dia manondro ireo mpino lahy sy vavy. DH: \"namana mpino tao Efesosy\""
},
{
"title": "nanoratra ho an'ireo mpianatra",
"body": "\"nanoratra taratasy ho an'ireo Kristianina tao Akaria\""
},
{
"title": " ireo izay nino tamin'ny fahasoavana",
"body": "\" ireo izay nino ny famonjena amin'ny alalan'ny fahasoavana\" na \"ireo izay nino an'i Jesosy tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra\""
}
]