Upload files to '01'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:23:24 +00:00
parent 0ab88d25f9
commit 87284a82f8
10 changed files with 280 additions and 0 deletions

30
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Manazava ny antony nanoratany an'i Teofilo i Lioka"
},
{
"title": "Ny boky nosoratako teo aloha ",
"body": "Ilay boky taloha dia ny Filazantsaran'i Lioka"
},
{
"title": "Teofilo",
"body": "I Lioka dia nanoratra io boky io hoan'ilay lehilahy nantsoina hoe Teofilo. Misy amin'ireo fandikan-teny no manaraka ny fomban'ny kolontsain'izy ireo amin'ny fandefasana taratasy ary manoratra hoe \"Ry Teofilo\" any amin'ny fiantombohan'ny fehezanteny. Ny Teofilo dia midika hoe: \"naman'Andriamanitra\" (Jereo: fandikan-tenin'ireo anarana)"
},
{
"title": "hatramin' ny andro nampiakarana Azy",
"body": "Io dia manambara ny fiakaran'i Jesosy tany an-danitra. DH: \"mandrapaha-tonga ny andro nampiakaranAndriamanitra Azy tany an-danitra\" na \"mandrapaha-tonga ilay andro izay hiakarany any an-danitra\""
},
{
"title": "Nandidy ireo Apostoly tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina ",
"body": "Ny Fanahy Masina no nitarika an'Jesosy hampianatra ireo zavatra sasany tamin'ireo Apostoly"
},
{
"title": "Taorian'ny fijaliana",
"body": "Io dia manambara ny fijalian'i Jesosy sy ny nahafatesany teo amin'ny hazo fijaliana"
},
{
"title": " nampiseho ny tenany velona tamin'izy ireo Izy ",
"body": "Niseho tamin'ireo Apostoliny sy tamin'ireo mpianany hafa i Jesosy"
}
]

30
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisna ny foto-kevitra",
"body": "Izany dia nitranga nandritran'ireo 40 andro nisehoan'i Jesosy tamin'ireo mpanara-dia Azy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty."
},
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeany",
"body": "Eto ny teny hoe: \"Izy\"dia manambara an'i Jesosy. "
},
{
"title": "Rehefa nihaona niaraka tamin'izy ireo Izy",
"body": "Rehefa nihaona niaraka tamin'ireo Apostoliny i Jesosy"
},
{
"title": "ny fampanantenan'ny Ray",
"body": "Io dia manambara ny Fanahy Masina. DH: \"ny Fanahy izay nampanantenain'ny Ray ho alefany\""
},
{
"title": "fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona, fa ianareo dia hatao batisa amin'ny Fanahy Masina ",
"body": "I Jesosy dia nampitaha ny fomba fanaovan'i Jaona Batisa ireo olona ao anaty rano amin'ny fanaovan'Andriamanitra Batisa ao amin'ny Fanahy Masina. "
},
{
"title": "fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona",
"body": "fa nanao batisa ireo olona tamin' ny rano tokoa i Jaona"
},
{
"title": " fa ianareo dia tokony hatao batisa",
"body": "Izany koa dia azo avadika tso-drafitra hoe: \"Andriamanitra dia hanao Batisa anareo\""
}
]

22
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe: \"Izy ireo\"dia milaza ireo Apostoly"
},
{
"title": "Izao ve no fotoana hamerenanao ny fanjakana ho an'Israely",
"body": "\"hoataonao fanjakana lehibe indray ve i Israely ankehitriny\""
},
{
"title": " ny fotoana na ireo vanin'andro",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) ny teny hoe: \" ny fotoana na ireo vanin'andro\"dia manambara karazana fotoana. DH: \"ny fotoana amin'ny ankapobeny na daty voafaritra\" na 2) ireo teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia mitovy hevitra. DH: \"ilay fotoana voafaritrra mazava\""
},
{
"title": " hahazo hery ianareo, ka ho lasa vavolombeloko",
"body": "Ireo Apostoly dia handray hery izay ahafahan'izy ireo mijoro ho vavolombelon'i Jesosy. DH: \"Hampahery anareo Andriamanitra ... mba ho vavolombeloko"
},
{
"title": "hatrany am-paran-tany",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) \"manerana izao tontolo\" na 2) \"hatrany amin'ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany"
}
]

26
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": " niandrandra izy ireo",
"body": "\" niandrandra izy ireo.\" ireo Apostoly dia niandrandra satria niakatra teny amin'ny rahona. DH: \"raha nibanjina ny rahona izy ireo\""
},
{
"title": " nakarina Izy",
"body": "Izany dia azo atao tso-drafitra. DH : \"Niakatra teny amin'ny rahona Izy\" na \"Andriamanitra dia nampiakatra Azy teny amin'ny rahona\""
},
{
"title": "ary ny rahona nanakona Azy teo imason' izy ireo",
"body": "\"nisy rahona iray nanakona ka tsy afaka ny nitazana Azy intsony izy ireo\""
},
{
"title": "nibanjina ny lanitra",
"body": "\"nandinika ny lanitra\"na \"nijery maharitra ny lanitra\""
},
{
"title": "Ry lehilahy avy any Galilia",
"body": "Ireo anjely dia niresaka tamin'ireo Apostoly tahaka ireo lehilahy avy any Galilia."
},
{
"title": " hiverina tahaka ny nahitanareo ",
"body": "I Jesosy dia hiverina any amin'ny lanitra, tahaka ny nanakoman'ny rahona Azy rehefa niakatra tany an-danitra Izy."
}
]

26
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Avy eo izy ireo dia niverina",
"body": "\"Ireo Apostoly dia niverina\""
},
{
"title": "dian'ny andro Sabata iray",
"body": "Io dia manambara ny halavira izay araka ny fomban-dRaby dia ny olona iray dia mahazo mandeha amin'ny andro Sabata. DH: \"miala manodidina ny iray kilometatra\""
},
{
"title": "Rehefa tonga izy ireo",
"body": "\"Rehefa tonga tany amin'ny nalehany izy ireo.\" ny andininy faha 12 dia milaza fa izy ireo dia niverina tany Jerosalema."
},
{
"title": " efitra ambony rihana",
"body": "\"ilay efitra any ambony rihan'ilay trano\""
},
{
"title": "Nitambatra ho iray izy rehetra",
"body": "Izany dia manambara fa ireo Apostoly sy ireo mpino tao dia nifampizara tanjona sy fanoloran-tena iray ary tsy nisy fifandirana teo amin'izy ireo"
},
{
"title": "satria izy ireo dia nazoto nanohy nivavaka",
"body": "Izany dia manambara fa ireo mpianatra dia nivavaka niaraka fona ary matetika"
}
]

22
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Izany dia nitranga nandritran'ny fotoana nijanonan'i Petera sy ireo mpino hafa tao amin'ny efitra ambony rihana."
},
{
"title": "Tamin'izany andro izany",
"body": "Ireo teny ireo dia nanamarika ny fiatombohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara. Ireo dia manondro ny fotoana taorian'ny niankaran'i Jesosy, nandritran'ny fihaonan'ireo mpianatra tao amin'ny efitra ambony rihana. DH: \"Nandritra izany fofoana izany\""
},
{
"title": "teo afovoan' ireo rahalahiny",
"body": "Eto ny teny hoe \"ireo rahalahy\" dia manambara ireo namana mpino ary ao anatin'izany lahy sy vavy. "
},
{
"title": "tena nilaina ny fahatanterahin'ny Soratra Masina",
"body": "Azo avadika tso-drafitra ihany koa io. DH: \"Ireo zavatra izay novakiantsika momban'ny ao anaty Soratra Masina dia tokony hitranga\""
},
{
"title": "amin' ny vavan'i Davida",
"body": "Ny teny hoe \"vava\" eto dia manambara ireo teny izay nosoratan'i Davida. DH: \"Tamin'ny alalan'ireo tenin'i Davida\""
}
]

30
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisna ny foto-kevitra",
"body": "Ao amin'ny andininy faha 17 i Petera dia nanohy niteny tamin'ireo mpino izay nanomboka tao amin'ny 1:15"
},
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ao amin'ny andininy faha 18-19 ny mpanoratra dia mitantara amin'ireo mpamaky ny fampafantarana amin'ny ankapobeny momban'ny fomba nahafatesan'i Jodasy sy ny niantson'ireo olona ilay toerana ilay toerana nahafatesany. Io dia tsy ao amin' ny fizarana misy ny tenin'i Petera. "
},
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Na dia niresaka tamin'ireo vondron'olona manontolo ary i Petera dia eto ny teny hoe ïsika\" dia manambara an'ireo Apostoly ihany. "
},
{
"title": "Ankehitriny io lehilahy io",
"body": "Ny teny hoe \"io lehilahy io\" dia manambara an'i Jodasy Iskariota."
},
{
"title": " ny vola azony tamin' ny faharatsiany",
"body": "\"Ilay vola izay azony avy amin'ny asa ratsy nataony.\" Ny teny hoe: \"ny faharatsiany\"dia manambara ny famitahan'i Jodasy an'i Jesosy tamin'ireo olona izay namonon azy."
},
{
"title": " lavo nihohoka teo izy, ka nisokatra sy nipoaka ny vatany, ary nivoaka avokoa ny tsinainy",
"body": "Izany dia milaza fa i Jodasy dia nianjera avy eny amin'ny toerana avo fa tsy nienjera tsotra fotsiny. Ilay fianjerana dia nahery ka nitarika ny vatany hisokatra. Ny andalana hafa ao amin'ny Soratra Masina dia milaza fa nananto-tena izy."
},
{
"title": "Sahan-dRà",
"body": "Rehefa nandre ny fomba nahafatesan'i Jodasy ny olona niaina tao Jerosalema dia nomen'izy ireo anarana ilay saha."
}
]

22
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ao amin'ny andininy faha 17 i Petera dia nanohy niteny tamin'ireo mpino izay nanomboka tao amin'ny 1:15\n"
},
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Izany dia nifototra tamin'ny toe-javatra nisy an'i Jodasy izay nazavain'i Petera dia namerina niantso Salamon'i Davida roa izay nisy nifandraisana tamin'ilay voina izy. Ny fanambarana dia nifarana teo amin'ny fiafaran'ilay andininy "
},
{
"title": "Fa efa voasoratra ao amin' ny Bokin'ny Salamo ",
"body": "DH: \"Fa i Davida dia nanoratra tao amin'ny bokin'ny Salamo\""
},
{
"title": "Avelao ho lao ny sahany, ary aza avela na dia olona iray aza hipetraka ao",
"body": "Ireo fehezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany amin'ny famerenana ilay foto-kevitra amin'ny alalan'ny teny hafa"
},
{
"title": " ho lao",
"body": "ho lasa tany ngazana"
}
]

38
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra ",
"body": "Namarana ny teniny tamin'ireo Mpino i Petera izay natombony tao amin'ny 1:15"
},
{
"title": "Fampafanatarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe\"isika\"dia manambara ireo Apostoly ary tsy tafiditra ao ireo izay nihaino an'i Petera."
},
{
"title": "Noho izany, dia ilaina",
"body": "Raha nalaina avy ao amin'ny Soratra Masina izay nolazainy sy tamin'ny nataon'i Jodasy dia niteny izay tokony ataon'izy ireo tao amin'ny vondrona i Petera "
},
{
"title": " ny iray amin'ireo lehilahy niaraka tamintsika ... dia tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany",
"body": "Nanao lisitrin'ireo zavatra takiana hoan'ilay lehilahy izay hisolo an'Jodasy amin'ny maha Apostoly azy i Petera."
},
{
"title": "nidiran' i Jesosy Tompo sy ny nivoahany teto amintsika",
"body": "\"Ny Tompo Jesosy dia nihaina niaraka tamintsika\""
},
{
"title": "hatramin'ny batisan'i Jaona",
"body": "Ireo mety handikana azy: 1) \"Niantomboka tamin'ny fanaovan'Jaona Batisa an'i Jesosy\" na koa hoe: \"Niantomboka tamin'ny nanaovan'i Jaona Batisa ny olona\" "
},
{
"title": "hatramin'ny andro niakarany teo amintsika,",
"body": "Izany koa dia azo hadika hoe: \"hatramin'ny andro nandaozan'i Jesosy atsika sy niakarany any an-danitra\" na \"hatramin'ny andro nangalan'Andriamanitra Azy teto amintsika\""
},
{
"title": "nametraka lehilahy roa izy ireo",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy ireo\" dia manambara ireo mpino rehetra izay nanatrika. Azo hadika koa hoe: \"Izy ireo dia nanolotra lehilahy roa izay mahafeno ny fitakiana izay notanisain'i Petera\""
},
{
"title": "i Josefa nantsoina hoe Barsabasy, na koa atao hoe Josto",
"body": "I Barsabasy dia anaran'i Josefa fa ny olona koa dia niantso azy hoe Josto . DH: \"I Josefa Barsabasy izay nantsoin'ny olona koa hoe Josto\" "
}
]

34
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Nivavaka izy ireo ary niteny",
"body": "Eto ny teny hoe \"Izy ireo\" dia manambara ireo mpino fa io dia mety hoe iray tamin'ireo Apostoly izay niteny ireo teny ireo. DH: \"Ireo mpino dia niaraka nivavaka ary iray tamin'ireo Apostoly niteny niteny hoe: \""
},
{
"title": "\"Ianao, ry Tompo, no mahalala ireo fon'ny olona",
"body": "Eto ny teny hoe \"ireo fo\" dia manambara ireo eritreritra sy ireo antony. DH: \"Ianao, ry Tompo dia mahafantatra ireo antony sy eritreritrin'ny tsirairay."
},
{
"title": "mba haka ny toerana ato amin' izao asa fanompoana izao sy ny maha Apostoly",
"body": "Eto ny teny hoe \"maha Apostoly\"dia mamaritra izay karazanan'ny hoe \"asa fanompoana\" inona izany. DH: \"Mba haka ny toeran'i Jodasy amin'ny asa fanompoana apostolika\" na \"haka ny toeran'i Jodasy amin'ny fanompoana amin'ny maha Apostoly\""
},
{
"title": "nohon' ny fandikan-dalàna izay nataon' i Jodasy",
"body": "Ny teny \"fandikan-dalàna\" eto dia midika fa i Jodasy dia nivadika na nanajanona ny fanaovana izany asa fanompoana izany. DH: \"izay novadihan'i Jodasy\" "
},
{
"title": "handeha ho any amin' ny toerany manokana",
"body": "Io fehezanteny io dia manambara nty fahafatesan'i Jodasy sy ny mety ho fitsarana azy taorian'ny fahafatesana. DH: \"handeha any amin'izay niavihany\""
},
{
"title": "Izy ireo dia niloka ho azy ireo",
"body": "Ireo Apostoly dia niloka mba hifidianana amin'i Josefa sy Matia."
},
{
"title": "Izy ireo dia niloka ho azy ireo",
"body": "Ary dia fantatra fa i Matia ilay iray izay hisolo toerana an'i Jodasy."
},
{
"title": "voaisa ho Apostoly iraika ambin' ny folo izy.",
"body": "DH: \"ireo mpino dia nandray azy ho isan'ireo Apostoly miaraka amin'ireo iraika ambin'ny folo"
}
]