Upload files to '20'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:40:52 +00:00
parent 731112ab17
commit 60d12065a8
14 changed files with 324 additions and 0 deletions

14
20/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nandao an'i Efesosy i Paoly ary nanohy ny diany."
},
{
"title": "nampahery azy ireo ",
"body": "\"niteny zavatra maro nampaherezana ireo mpino\""
},
{
"title": "ireo Jiosy ",
"body": "DH: \"ny sasany tamin'ireo Jiosy\""
}
]

30
20/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy\" dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Niverina namonjy ilay vondrona i Lioka mpamorona ny Asan'ny Apostoly. Eto ny teny \"isika\" ary \"izahay\" dia manondro an'i Lioka sy Paoly."
},
{
"title": "Sopatera ... Pyro ... Sekondo ... Tykiko ... Trofino",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Beria ... Derbia ... Troasy",
"body": "Ireo dia anaran-toerana."
},
{
"title": "Aristarko ... Gayo",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy"
},
{
"title": "ireo lehilahy ireo efa nialoha anay ",
"body": "\"ireo lehilahy ireo dia efa nandeha talohanay\" "
},
{
"title": "ny andro fihinanana mofo tsy masira",
"body": "Io dia manondro ny fotoana firavoravoan'ireo relijiozy Jiosy mandritran'ny vanim-potoana ny Paska."
}
]

18
20/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Miresaka momban'ny fitorian'i Paoly tany Troasy sy izay nitranga tany Eotyko i Lioka."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"isika\" dia manondro an'i Lioka, Paoly ary ireo mpiara-dia amin'izy ireo. "
},
{
"title": " hanapaka ny mofo ",
"body": "Ny mofo no fihinana mandritran'ny fisakafoana. Eto ny \" hanapaka ny mofo\" dia midika fa nifampizara izany izy ireo."
},
{
"title": "efitra ambony ",
"body": "Izany dia mety tany amin'ny efitra fahatelo"
}
]

22
20/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"tenany\" dia manondro an'i Paoly. Ny ety \"izy\" voalohany dia manondro an'i Paoly ary faharoa kosa dia manondro ilay tovolahy Eotika. "
},
{
"title": "Teo amin'ny varavarankely",
"body": "Io dia vavarana eo amin'ny rindrina avo izay malalaka tsara ka azon'ny olona hipetrahana."
},
{
"title": "Eotika",
"body": "Izany no anaran'ilay lehilahy."
},
{
"title": " tafalatsaka tao anaty torimaso lalina",
"body": "Ny torimaso eto dia resahina toy ny lavaka lalina izay hianjeran'ny olona. DH: \"izay niha reraka mandrapa-resitory azy\""
},
{
"title": "tafalatsaka avy eny amin'ny rihana fahatelo ary nony narenina izy dia hita fa efa maty",
"body": "Raha nihidina hijery izay nanjo azy izy ireo dia nahatsikaritra fa efa maty izy. "
}
]

14
20/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ity no mamarana ny fizaran'ny tantara momban'ny fitorian'i Paoly tany Troasy ary ny momban'i Eotika."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy\" dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "ilay tovolahy",
"body": "Io dia manondro an'i Eotika (20:9). Ireo azo hamdikana azy 1) Izy dia tovolahy mihoatran'ny 14 taona na 2) Izy dia tovolahy eo anelanelan'ny 9 sy 14 taona eo na koa 3) Ny teny \"tovolahy\" dia midika fa izy dia mpanompo na andevo."
}
]

26
20/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny mpanoratra Lioka, Paoly ary ireo mpiara-dia niaraka tamin'izy ireo dia nanohy ny dian'izy ireo na dia nisara-dalama tamin'izy ireo aza i Paoly teny amin'ny ampahan-dalana."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"isik\" dia manondro an'i Lioka sy ireo izay niara-dia taminy fa i Paoly tsy tao anatiny."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy\" sy ny \"tenany\" dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "niantsambo ho any Aso",
"body": "I Aso dia tanàna iray izay eo ambanin'i Torkia, eny amin'ny moron'ny ranomasin'Aegana."
},
{
"title": "Izany no faniriany izy tenany ho atao",
"body": "Nampiasaina ny \"tenany\" teto mba hanamafisana izay tadiavin'i Paoly."
},
{
"title": "nankany Mitylena",
"body": "Mitylena ankehitriny dia tanàna ao Mitiliny ao Torkia eny amorin'ny ranomasin'i Aegana."
}
]

22
20/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"isika\" dia maondro an'i Paoly, ny mpanoratra Lioka ary ireo izay nandeha niaraka tamin'izy ireo."
},
{
"title": "ny nosin'i Kio ",
"body": "I Kio dia nosy iray any amoron'ny ranomasin'i Aegana tany amin'ny Torkia."
},
{
"title": "niantsona tao amin'ny nosin'ny Samo izahay,",
"body": "\"tonga tao amin'ny nosin'i Samo izahay\""
},
{
"title": "ny tanànan'i Mileto",
"body": "I Mileto dia seranam-tsambo iray ao amin'ny andrefan'i Azia minora."
},
{
"title": "Fa Paoly nanapa-kevitra ny hiantsambo handalo an'i Efesosy",
"body": "Nandeha sambo nianatsimon'ny seranan-tsambon'i Efesosy i Paoly mba ahatongavany tany Mileto."
}
]

34
20/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Niantso ny loholon'ny fiangonana tany Efesosy i Paoly ary nanomboka niresaka tamin'izy ireo."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny \"izy\" eto dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"antsika\" dia manondro an'i Paoly sy ireo loholona izay niresahany."
},
{
"title": "Mileto",
"body": "Mileto dia seranan-tsambo tany amin'ny faritra andrefan'i Azia Minora teo akaikin'ny reniranon'i Meandera. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 20:15."
},
{
"title": "nanitsahako an'i Asia",
"body": "Ny \"tongotra\" eto dia midika ny tenany manontolo. DH: \"nidirako tao Azia\""
},
{
"title": "toy ny ahoana no nandaniako ny fotoanako niaraka taminareo",
"body": "DH: \"ahoana ny fitondran-tenako fony aho niaraka taminareo\""
},
{
"title": "tamin'ny isan-trano",
"body": "Nampianatra ny olona tao an-tokantrano maro i Paoly. DH: \"ary nampianatra koa aho fony aho tao an-tranonao\""
},
{
"title": "momba ny fibebahana amin'Andriamanitra sy ny finoana ao amin'ny Jesosy Tompontsika.",
"body": "DH: \"fa mila mibebaka eo anatrehan'Andriamanitra izy ireo ary mino an'i Jesosy Kristy Tompontsika\""
}
]

30
20/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"Izaho\" dia manondro an'i Paoly."
},
{
"title": "ho any Jerosalema aho, noteren'ny Fanahy Masina ka tsy mahalala izay hahazo ahy any",
"body": "Izany dia miresaka momba ny Fanahy Masina izay nanery an'i Paoly ho any Jerosalema toy ny hoe nifatotra tamin'ilayy Fanahy Masina tahaka ny andevo izy. DH: \"ny Fanahy Masina dia manery ahy hankany Jerosalema, ary tsy fantatro izay hitranga amiko\""
},
{
"title": "hampitandreman'ny Fanahy Masina ahy",
"body": "\"ny Fanahy Masina dia mampita izany fampitandremana izany tamiko\""
},
{
"title": "famatorana sy fijaliana izay miandry ahy",
"body": "Eto ny \"famatorana\" dia milaza fa nosamborina i Paoly ary nogadraina. DH: \"Nogadrain'ny olona aho ary nijaly\""
},
{
"title": "hahavita ny hazakazako sy ny asa fanompoko izay noraisiko avy amin'Jesosy Tompo aho",
"body": "Izany dia miresaka momba ny \"hazakazaka\" sy ny \"asa fanompoana\" nataon'i Paul toy ny hoe zavatra entin'i Jesosy sy i Paoly. Eto ny \"hazakazaka\" sy ny \"ministera\" dia midika zavatra mitovy. Naverin'i Paoly izany ho fanamafisana. DH: \"mba hahafahako hamita ny asa izay efa nandidian'i Jesosy ahy\""
},
{
"title": "hahavita ny hazakazako",
"body": "Niresaka momba ny fanatanterahana ny asa izay nandidian'i Jesosy azy i Paoly ho toy ny hazakazaka."
},
{
"title": "hanambara ny filazantsaran'ny fahasoavan' Andriamanitra.",
"body": "\"hitory vaovao tsara amin''ny olona momba ny fahasoavan'Andriamanitra.\" Izany no fanompoana nomen'i Paoly an'i Jesosy."
}
]

22
20/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy niresaka tamin'ireo loholona Efesianina i Paoly."
},
{
"title": "izay nanambarako ny fanjakana, no tsy hahita ny tarehiko intsony.",
"body": "Eto ny \"fanjakana\" dia manondro ny fitondran'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: \"izay nitoriako ny momba ny fanjakan'Andriamanitra ho mpanjaka\" na \"izay nitoriako momba ny fomba hanehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka\""
},
{
"title": "tsy hahita ny tarehiko intsony.",
"body": "Ny teny \"tarehy\" dia maneho ny vatan'i Paoly. DH: \"Tsy ahita ahy intsony eto amin'ity tany ity\""
},
{
"title": "izaho dia tsy manan-tsiny amin'ny ràn'ny olona",
"body": "Eto ny \"rà\" dia manambara ny fahafatesan'ny olona, izay amin'ity tranga ity, dia tsy fahafatesana ara-batana fa fahafatesana ara-panahy rehefa manondro ny olona iray ho meloka nohony fahotana Andriamanitra. Nolazain'i Paoly tamin'izy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra. DH: \"Izaho dia tsy tompon'andraikitra amin'izay homen'Andriamanitra tsiny noho ny fahotana satria tsy nahatoky an'i Jesosy izy ireo\""
},
{
"title": "Fa tsy nafeniko taminareo ny fanambarana ny sitrapon'Andriamanitra rehetra",
"body": "Satria tsy nangina aho ary nanambara taminareo.\" DH: \"Fa efa nanambara taminareo aho\""
}
]

26
20/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Noho izany",
"body": "Ity teny ity dia manamarika ny fanambarana iray izay voalaza teo aloha. Amin'ty iray ity dia mitodika amin'ny zavatra rehetra nolazain'i Paoly hatreto ny lahateniny momba ny fandaozany azy ireo."
},
{
"title": "ireo ondry rehetra izay nampiandraketan'ny Fanahy Masina anareo. Mitandrema amin'ny mpiandry ondrin'ny fiangonan'Andriamanitra",
"body": "Ny mpino dia ampitahaina amin'ny \"ondry\" eto. Ireo mpitarika ny Fiangonana dia nanakinan'Andriamanitra ny fikarakarana ny fiombonan'ny mpino, toy ny ataon'ny mpiandry ondry hikarakara ny andian'ondriny sy hiaro azy ireo amin'ny amboadia. DH: \"ny vondron'ireo mpino izay nanankinan'ny Fanahy Masina anao. Aoka ho azo antoka ny fikarakarana ny fiangonan'Andriamanitra\"\n"
},
{
"title": "ny fiangonan'Andriamanitra, izay novidiany tamin'ny ràny manokana",
"body": "Ny fandatsahana ny \"ran'i\" Kristy eto dia ampitahana amin'ny sarany aloa amin'Andriamanitra nohon'ny fahotantsika. DH: \"ireo vahoaka novonjen'i Kristy tamin'ny fandatsahana ny rany teo amin'ny hazo fijaliana\""
},
{
"title": "Tamin'ny rà",
"body": "Eto ny\"rà\" dia manambara ny fahafatesan'i Kristy."
},
{
"title": " ho avy eo aminareo ireo amboadia masika ary tsy hiantra an'ireo ondry",
"body": "Ity dia sarin'ireo olona izay mampianatra foto-pampianarana diso sy manimba ny fiarahamonina mpino toy ny hoe amboadia izay mihinana ireo ondry. DH: \"maro ireo fahavalo ho tonga eo aminareo ary hiezaka hanisy ratsy ny fiarahamonin'ireo mpino\""
},
{
"title": "mba hitarika ireo mpianatra hanaraka azy ireo.",
"body": "Ny mpampianatra sandoka dia handresy lahatra ireo mpino mba hino ny fampianaran-dison'izy ireo toy ny hoe mitarika ondry hiala amin'ny andian'ondry izy mba hanaraka azy. DH: \"mba handresy lahatra ny olona izay mpianatr'i Kristy ho tonga ho mpianany\""
}
]

30
20/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "fa nandritry ny telo taona aho no tsy nijanona nampianatra ny tsirairay avy aminareo andro aman'alina tamin'ny ranomaso",
"body": "Tsy nampianatra azy ireo nandritra ny telo taona i Paoly, fa anelanelanny telo taona teo."
},
{
"title": "tsy nijanona nampianatra",
"body": "\"tsy nijanona nampitandrina\""
},
{
"title": "tamin'ny ranomaso",
"body": "Eto ny \"ranomaso\" dia mampiseho ny fitomanian'i Paoly noho ny fihetseham-po mahery vaika izay tsapany fony izy nampitandrina ny vahoaka."
},
{
"title": " ankiniko amin'Andriamanitra sy amin'ny tenin'ny fahasoavany ianareo",
"body": "Eto ny \"teny\" dia midika hoe hafatra. DH: \"Mangataka amin'Andriamanitra aho mba hikarakara anareo ary hanampy anareo hino hatrany ilay hafatra noteneniko taminareo momba ny fahasoavany\""
},
{
"title": " izay afaka manangana sy manome anareo",
"body": "Ny finoan'ny olona iray matanjaka kokoa dia lazaina toy ny hoe rindrina ny olona iray ary misy olona nanorina azy ho ambony sy matanjaka kokoa. DH: \"izay afaka sy hapatanjaka lalandava ny finoanareo\""
},
{
"title": "manome anareo ny lova ",
"body": "zany dia miresaka momba ny \"tenin'ny fahasoavany\" toy ny hoe Andriamanitra mihitsy no hanome ny lova ho an'ireo mpino. DH: \"ary Andriamanitra hanome lova ho anareo\""
},
{
"title": "lova",
"body": "Ny fitahiana omen'Andriamanitra ho an'ny mpino dia lazaina toy ny hoe vola na fananana izay holovain'ny zanany amin'ny rainy."
}
]

22
20/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Paoly dia namarana ny teniny tamin'ireo loholona tao amin'ny fiangonan'i Efesosy."
},
{
"title": "volafotsy, volamena, na lamban'olona",
"body": "Ny fitafiana dia heverina ho harena sarobidy; Arakaraky ny maha betsaka azy no mpanankarena anao."
},
{
"title": "ireto tanana ireto no nanolotra izay nilaiko",
"body": "DH: \"Niasa aho mba hahazoako vola ary handoavana ny volako\""
},
{
"title": "tokony hanampinareo ireo malemy amin'ny alalan'ny asa",
"body": "\"tokony hiasa ianareo mba hanam-bola hanampiana ireo olona tsy afaka mahazo izany amin'ny alalan'ny tenany manokana\""
},
{
"title": "Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray",
"body": "Midika izany fa misy olona iray mahazo ny fankasitrahan'Andriamanitra ary mahatsapa fifaliana bebe kokoa rehefa manome ho an'ny hafa nohon'ny mandray avy amin'ny hafa foana."
}
]

14
20/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny fotoanany niaraka tamin'ireo loholon'ny fiangonana tany Efesosy tamin'ny fivavahana niaraka i Paoly."
},
{
"title": "nandohalika ary nivavaka",
"body": "Fomban-drazana mahazatra ny mandohalika rehefa mivavaka. Fanehoana ny fanetren-tena teo anatrehan'Andriamanitra izany."
},
{
"title": "nanoroka azy ",
"body": "Ny fanoroana olona eo amin'ny takolaka dia fanehoam-pitiavana tany Afovoantany Atsinanana."
}
]